Hevitra momba an'i 'Zay

Hiverina amin'ny 'Zay Hampiditra hevitra
miaous ( 14/04/2005 15:02)
Lasa i Malala de tonga i Hanintsoa.
sonwin ( 10/04/2005 15:50)
Ry mpankafy Zay..ianareo ve tsy mahita hoe misy tsy ampy ny tononkira ao amin'ny "tsotr'izao"?
za ( 03/04/2005 13:50)
satria moa fantantsika fa lasa any ivelany i malala dia i Hanitsoa tao @ pazzapa2 no namdimby azy.ankizy 17 taona izy ary mipetraka any tamatave.efa namoaka hira iray izy sy Nary izay mitondra ny lohatehy hoe "voarara"
mimie1 ( 16/02/2005 14:26)
mba afaka mahazo ny mail an'i malala ve azafady
ianareo saodia misy mahafantatra ankizy hoe sophie na sabine na nounousy ankizy zanaka sinoa any ambatolampy fan an'i zay izy
tOSOLA ( 05/01/2005 11:01)
Izahomoaraha vao nahita an'i Zay na maheno ny hirana dia falifaly foana,satria dia tena mahafinaritra tokoa ny hirany ooooaaaauuuuhhhh!!!!!!!!!
angel ( 14/11/2004 05:57)
Toa ho rakojavona manerika
Toa ho ratsy foana ny eritreritra
Raha lavitra AHY ny ZAY
Tsy miova e, tsy mifindra
Ilay fitiavana an`ny Zay fa lalina ato am-po.
H@ izao aho tsy mety mino
Fa tsy hahita spectacle anio
Fa hizara Zay sy i Malala
ho sampanana
H@ iny ka h@ izao
Ny foko malahelo anareo
Tsy hanihany na kilalao
no mahatonga ahy hitia ny Zay
Fa fitia avy ao am-po ilay tsy mba mety ho lo
angel ( 14/11/2004 05:49)
Lasa kely any ivelany i Malala @ asa aman-draharaha izay miandry azy fa kosa hiverina izy afaka taona vitsivitsy, na dia any aza anefa izy dia mbola ao anatin`ny Zay foana nefa na dia izany aza, marina fa malahelo an `i Malala isika mpakafy fa aza kivy e, vao maika aza hitiavantsika ny Zay izany, mba mi-encourage ireo tarika ireo isika satria mbola eo i Nary sns. Ny hirany aloha dia tena mampieritreritra e. Henoy kely anie ilay tsy miova iny e
cassije ( 03/08/2004 12:43)
Na dia hisitaka kely aza i Malala mandritry ny fotoana tsy voafetra dia hafatra tokana monja no hatsipy amin'ireo mpankafy ny tarika 'Zay:
" Mahereza ary mazotoa mihaino sy mankafy ny mozika hatramin'ny farany fa mbola hiverina i Malala any andro any volana, dia aza malahelo fa mbola eo foana izy 6 mirahalahy tsy handao antsika fa ho eo foana hatramin'ny farany. Tsy kivy ary tsy malahelo fa mifanotrona dia ho lasa tsiky sy hafaliana ireo sento sy tomany! MAHEREZA ARY AZA MISARAKA AMIN'NY TARIKA FA IO NO ANTSIKA EEEE!!!!
MIHAINOA : "" TSY MIOVA ""
ratin ( 18/07/2004 12:31)
mba mangataka toerana azo telechargena an'reo tononkira rehetra.
satria tsara loatra
tohizo fa tsara
bouty ( 08/06/2004 09:51)
Tsy manana ny antsipirihany momba ny tarika toa ireo namana efa naonratra aho fa ny hany fantatro dia tena tsara be io tarika iray io.Ny mampalahelo fotsiny dia ny fisarahan'i Malala amin'ny tarika.Noho ny zava-bitany hatramizay anefa dia mamelà ahy,amin'ny alalan'ny mpakafy rehetra hiteny hoe"Bravo Zay!"
cassije ( 26/05/2004 09:27)
Mahafinaritra be ny tarika 'zay!!!
asakasak'izay tsy tia fa raha izaho manokana aloha dia tena miondana e! Aiza intsony no ahita ohatrin'i MALALA kay? mahafinaritra be ny mozika sy ny maha-'zay azy iray manontolo. hafatra ho an'ireo mpankafy rehetra: tohizo hatrany ny fankafizana fa mahafinaritra be ! mahainoa {NY LASA;NY ANIO ARY MANDRAKIZAY} dia miainga ilay aingam-panahy!!! @ 27 juin no fotoanantsika an!
pissou ( 25/05/2004 12:48)
efa fantatrareo ve fa hiala kely @ tarika i Malala? toa hoe hisintaka kely fosiny ikala fa asa raha hiverina na ahoana. Fa raha za nareo de andao hijery an'le concert @ 27 juin daholo sao hanenina fa hisy zavatra milay be hono ao @ io. sady farany miaraka @i malala anie io eh. asakasaik'izay tsy ho any aloha e!!!
rafoutsy ( 06/04/2004 08:54)
Adresse site vaovao ny tarika 'Zay :

www.tarikazay.com
Missie ( 30/03/2004 19:39)
Les chants trop bien exceptionnelement:

Averiko aminao
tsotr'izao
ny lasa , ny anio ary ho mandrakizay
Malala
Trop fort les paroles!

Dedicace an'ireo zay mpankafy
miamie ( 24/03/2004 09:23)
zafindrakoto rivomalala no vavitokana ao anatin'ny tarika ,mpihira no anjara asany ao
zafindrakoto andrianary kosa izay anadahiny ihany no manampy azy eo amin'ny fihirana
raha ny mpitendry indray dia misy an'i haingo(guitare solo);mika(guitare basse);mamy(clavier) ary i bim(percussion)
Heriniaina ( 21/10/2001 18:10)
«Tolory Ary », c'est l'un des premiers titres que le groupe 'ZAY jouait alors que le groupe s'appelait encore ECHO

Vers 1994, un groupe de jeunes et talentueux chanteurs conduit par Nary et Malala faisait entendre leur chef-d'œuvre sur les ondes et sur le petit écran.
Déjà, le public était subjugué par la maturité de ces jeunes qui titillaient les grands à leur tout début (Poopy en 1995 à Antsahamanitra).
En septembre 1996, le groupe 'ZAY voit le jour avec Nary, Malala, Haingo (guitariste) , suivis de Nini (batteur), Bim (chanteur - percussionniste), Mamy (au clavier) et Nantenaina (bassiste) se dotant alors d' une autre dénomination et une nouvelle formation à la fois riche en talent et en expérience.

Le succès ne s'est pas fait attendre. En effet, maintes coopérations sont à noter dès la fin 1996 avec de plusieurs artistes, compositeurs, ou arrangeurs renommés malgaches (Solofo RANARIVELO, Poopy) qui aboutira à de nombreuses représentations remarquables du groupe au grand public (au Palais des jeunes CRJS à Toamasina en Octobre 1996 en première partie du spectacle de Poopy, au Palais des Sports et de la Culture à Mahamasina pour le premier grand concert avec Poopy et Bodo en Octobre 1996, concert en 1998 à Antsahamanitra avec le groupe Ivoara et Jeannot, révélation sans conteste lors du GASY SHOW 1998...).
La sortie du premier album en Mai 1999 enregistré chez le studio d'enregistrement et d'édition MARS, ne rendait que plus chargé encore l'emploi du temps du groupe : retour à Toamasina pour un concert avec le groupe 18.3, participation de Malala au « Tana in love 2000 ». Mais la disparition en juin 2000 du bassiste conduit le groupe à revoir son calendrier.
C'est seulement en Septembre 2000 que le groupe 'Zay se
« re-produit » au Sons Bleus, Madagascar Hilton, en hommage à son bassiste Nantenaina, reflétant dès lors le style et le contenu du deuxième album qui portera le nom du même bassiste.

Source http://tarikazay.alterlinks.com/
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4671