Hevitra momba an'i 'Zay

Hiverina amin'ny 'Zay Hampiditra hevitra
johannah ( 20/04/2006 13:56)
Tena marina lo fa Hanintsoa zéro mitsy,ny style fotsiny ny azy no be fa ra feo am-paladian'i Malala ra zà Nary de aleo lo mande seul ka.Zà ko rangà mbô mitady adiresy mailn'i Nary ho an'izay mba manana an!
Darlin ( 13/04/2006 12:51)
Raha ny momba an'io tarika io no lazaina eto dia MIlay ny 'Zay ary mahafinaritra ry zareo. Ny tononkirany aloha dia misy azo raisina tanteraka e! resa-pitivana daholo moa ary ataoko fa sentimental be ngamba io Tarika io. Tsy lazaina hoe i Nary irery fa na dia teo aza ny anabaviny i Malala. Mahay mamorona hira ry zareo ka! Tohizo fa Milay e!!!!!

Marina ny an'i killerdjchild fa az o atao long métrage marina ny tantara izay nataony hira.
Noro22 ( 13/04/2006 06:12)
ny mpihira dia samy manana ny feony sy famoahany ny hira ka i Hanintsoa dia manana ny hanitra ho azy indrindra moa anisan'ny nandray anjara tamin'ny fanohizan'ny tarika 'zay ny sehatra.
voyoca ( 08/04/2006 07:30)
Ny tenanay koa aloha anisany mankafy ny tarika tanteraka indrindra fony mbola teto malala,marina tokoany hevitry ny namana teo fa i Nary no tratra 10taona nihirana fa tsy hanuitso velively t@le fampisehona teo tokony mba nankaty kely alo malala nefa efa vita moa ka tsy afaka ny anao inona intsony, ny mba angatahiko fotsiny dia madi kely aty malala zany Nary an! mba valio raha azo atao
volapeno ( 06/04/2006 14:41)
za loh tena diso fanatique b loatra ny groupe zay é! fa kenda ihany refa niala malala nefa moa satri izy no mpihira gasy tena tiko dé nekeko ihany ny fisian'i hanitsoa fa inary alo no tena folo taona nihirana é! arabaina nary
mpakafy avy aty bira
Kanel ( 01/04/2006 16:16)
za zany mahita hoe tsy mahasolo an'i Malala mihintsy i Hanitsoa e
sady 'nareo ve tsy mahatsapa hoe mamalan-kira foana i Hanitsoa
tsy indray akloha 'zay suitiny @ io live 10 tôna io e!!!
pili ( 09/03/2006 10:42)
Ny tarika ZAY v?nafinaritra b foana,ndrindra fa I nary;izy no tena mahatsara an-dry zareo fa ts inona kory,sady ny hira soratany mlay b daolo,fa nony ts teo tsony Malala d otrany lasa ts d mlay b otrany taloa tsony,ts hoe sanatria mialona fa le Hanitsoa otrany b CHARME @ fotsn nefa ts d mahay mihira akory,Malala iany ny anay é,nefa d nony fankafizako an'Zay(na d eo ary Hanintsoa) d mbola tiko foana ry zareo satria Nary mbola eo,Fn b @Nary ah zany no tena marina é,tohizo foana ry zalà ny hiranareo ah ,ary rovina vao mba manao soirée aty Paris é?bye daolo
pili ( 09/03/2006 10:41)
Ny tarika ZAY v?nafinaritra b foana,ndrindra fa I nary;izy no tena mahatsara an-dry zareo fa ts inona kory,sady ny hira soratany mlay b daolo,fa nony ts teo tsony Malala d otrany lasa ts d mlay b otrany taloa tsony,ts hoe sanatria mialona fa le Hanitsoa otrany b CHARME @ fotsn nefa ts d mahay mihira akory,Malala iany ny anay é,nefa d nony fankafizako an'Zay(na d eo ary Hanintsoa) d mbola tiko foana ry zareo satria Nary mbola eo,Fn b @Nary ah zany no tena marina é,tohizo foana ry zalà ny hiranareo ah ,ary rovina vao mba manao soirée aty Paris é?bye daolo
mou7 ( 07/03/2006 15:49)
za ihany.killerdjchild za tena t hanan mp3 'zay mihitsy ra manana enao azafadye!
mou7 ( 07/03/2006 15:46)
za efa hatramin'ny voalohany no nankafy zay ka mba t ifampiresaka @ mpankafy kou.d raha mba misy manana adresse mail an'Nary na Malala d mba faly b za.merci
peta1 ( 28/02/2006 06:17)
tsy de mahasolo an'i Malala alo i Hanintsoa sady izy tô be still fotsiny,fa i Nary kosa tjrs cool fôna an!!
belone ( 30/01/2006 09:12)
Izaho tena mankafy Zay be mihitsy indrindra ny album voalohany,milay be ny feon'i Malala
keyntah ( 25/01/2006 13:17)
Tena mahafinaritra alo na i hanintsoa na i malala e fa zao mba mangataka ny adresse e-mail an'i hanitsoa ra mety.Misaotra bdb ny mpankafy Nirina avy eto bira . : steph_fyh2@yahoo.fr Develoma e!!!!!!!
Michaela ( 12/12/2005 16:20)
Slt daholo nareo!
killerdjchild, za tena mitady hirany zay mihintsy satria za tsy de maharaka loatra nefa za fan b any zay.
Kanel ( 21/11/2005 15:08)
fanontaniana kely
ny nialan'i malala tao@ tarika ve no nampiala ireo mpikambana sy mpitendry sasany (Bim;Haingo;Mamy)
killerdjchild ( 07/11/2005 14:36)
Ho an'ireo mpakafy ZAY de ty mba misy imagination kely nataoko hozarako aminareo Fan rehetra.
Mila mahalala tonon-kira tsara anefa vao mety maharaka.
Mba tsapanareo ve hoe azo atao tantara (long metrage )mints ny tonon-kiran dry zareo reo.
Imaginez bien:tantaram-pitiavana na oul droa lay izy.Mba zareo hoe ny imagination nao.
killerdjchild ( 04/11/2005 13:32)
Un très grand fan de ZAY za,efa nanaraka an-dry zareo h@ voalohany mintsy.
Ananako daholo ny hirany rehetra(.mp3) raha misy mila de mba manorata eh.
Dareda ( 20/08/2005 12:37)
manahoana nareo za mba te hifampiresaka @ olona mankafy ZAY satria efa ela koa za no tia ZAY.miandry valiny
miaous ( 09/08/2005 12:13)
nahafinaritra ny concert-ny zay tao antsahamanitra. nataon-dry zareo daholo ny hira efa nankafizina h@ zay sy ny hira vao². i hanintsoa koa moa ni-assurer tsara.
félicitation ho andry zareo
femmesolitaire ( 23/04/2005 13:19)
izaho ihany azafady e
mba afaka mahazo ny adiresy mail an'i malala ve ny tenako raha azo atao indrindra azafady fa tena malahelo be mihintsy ny tsy maha eo an'i malala
ny mpankafy
haja@skymail.fr
bisous
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1875