Hevitra momba an'i 'Zay

Hiverina amin'ny 'Zay Hampiditra hevitra
raissah1 ( 10/10/2007 08:48)
Tena faly be mitsy Zay fa tafaverina i Malala. Tena mankafy e! Fa ef saika simba tamle nisy an i Hanitsoa a!!!tena mkifff Zay be mits! Mazto miira amzay ar e
tsou ( 09/10/2007 15:26)
mazoto mihira r malala
Gogory ( 05/10/2007 16:16)
Tongasoa Malala a! hiara-hankafy zany amin'ny alahady e!
whitney2 ( 28/09/2007 12:43)
mahafinaritra be fa tonga ihany malala aloha e!
mcboy ( 22/09/2007 16:26)
mkiff à fon mints zay euhh... big up
Gogory ( 18/09/2007 20:17)
mankafy foana e! na i Malala na Ihanitsoa, samy tsara. Fa ny tena andrandraina dia ny fiverenan'i Malala.Dia Mankahery e! Tohizo foana ny hira ry Nary a!
zouas ( 13/07/2007 20:55)
salut daholo e! iza no mba manana ny album manontolo i 'ZAY fa tena mitady za!! mpankafy be mihitsy e! indindra fa fony Malala mbola teo ouh!ouh! milay be! fa @ izoa tsy de mahavoa i Henintsoa, nefa tsy manakana anah tsy ho tia 'ZAy zany e!surtout lay hira vao nivoka hoe"Indry Andro Any" oay e!! milay a! indray andron any letsy mbola hiverina i MAlala ry Nary fa mahereza fona a!! manohana fona² zahay e!! ary tsy hiala @ 'ZAy zany wa e! papango lahy anaty katsaka ny hiran 'i 'ZAY ka se mivoaka babany avokoa!
"Ilay 10 taona e!" sy le we mbola hihaona ! tsy ratsy e!!
okay daholo e!!
SYD ( 01/07/2007 18:48)
fotsy feo kely loatra hanitsoa e!tsy matakatra sady mamalankira be,mila mitrav kely mintsy alou fa tady ho simbainy mintsy ny vocal 'ZAY. hafa iany ny original é!
Toary ( 24/04/2007 17:59)
nareo v tena mahay mihira b daoly?...angamba.ny ahy aloh raha ho soloina ihany i Malala d aleoko foana Hanitso e!.'zay makafy foana
nathie86 ( 16/04/2007 11:07)
'zay ny tononkira no itako mampiavaka azy ireo. Tsy de tsara izy le miaraka @ Hanintsoa. Tia 'zay ary mitady ny Album voalohany ho an'izay manana
Ralova ( 12/04/2007 05:11)
mankafy 'zay foana ny aty e,ny aho ndray le gitara sy le tonony mihitsy no tena mametsovetso ny saiko e.mazotoa mianatra @ zay le eco fa efa 2e annee LOVA aty Cuba ihany le mpandefa eeee
Ralova ( 12/04/2007 05:06)
mankafy 'zay foana ny aty e,ny aho ndray le gitara sy le tonony mihitsy no tena mametsovetso ny saiko e.mazotoa mianatra @ zay le eco fa efa 2e annee LOVA aty Cuba ihany le mpandefa eeee
lanto ( 18/03/2007 19:34)
Iza ireo tsara feo tsy mihira ireo ? :-)
taratriniaina ( 13/03/2007 14:13)
izaho hanintsoa no manoratra, ekena fa ratsy feo aho kanefa niala malala de tsy maintsy niditra aho sady tsy miaraka izany izahay sy nary aoka izay ty resaka ity fa mazava angamba izay
Nayssa ( 10/03/2007 19:54)
iza ary ireo mialona an'i hanitsoa ireo manja rangah izy de revenay ah ,misaotra anle mpanisy sira aloha @ zay hanamboarana ny zavtra tsy mety eh
hfr ( 25/01/2007 14:20)
tena mba marina ve zany
hoe efa niaraka i Nary sy i Hanitsoa
fano ( 11/12/2006 18:58)
Izaho indray t hanolo an'i Nary satria aho te hiaraka @ Hanintsoa. Mitalogna mintsy aho mba hialan'i Nary ao @ tarika 'ZAY mba ahafahako mandimby azy @ izay izaho sy Hanintsoa afaka miaraka tsara de manohy ny nofinofinay t@ mbola kely.
Vaninah ( 04/11/2006 10:44)
nareo kosa ary sao d mialona an'i hanitso no de manaratsy b azy ohatr' izany. akizy vao mihira kosa moa ve izy ampitahainareo @ pro. sady izy efa niteny hoe tsy imitée an' i malala fa ny maha izy azy no entiny ao @ tarika. aza miaino koa ra tsy tia e!
12 ( 25/10/2006 15:52)
izaho koa miteny hoe tena ratsy feo be le hanintsoa no miavonavona sady itako iny no tsy lany t@pazzapa 2 kay tsy mamely kouuu!!!!
artefirah ( 14/10/2006 20:58)
tsy aleonao ve i marovavy ikany no alaina fa iny no tsara e!miaraka tsara ny feon'izy sy malala@ zay.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3819