Hevitra momba an'i 'Zay

Hiverina amin'ny 'Zay Hampiditra hevitra
hanonaita ( 22/09/2006 15:17)
MBOLA Makafy 'zay foana na dia i efa ratsy aza misy an'i hanitsoa, ny tarika tsara foana fa ny olona ao aminy no tsy mahavoa e!ny hira koa no tena maha-zay an'i zay fa tsy i Hanitsoa mihitsy akory na ireo izay niala sa ahoana?
kazna ( 08/09/2006 16:08)
Aiza no misy Sponsor hanohana fa hangana tarika izahay.(ryth:black metal/gothique metal)
kilalaka69 ( 04/09/2006 10:20)
izao fotsiny ny zavatra teneniko @ireo isany an, mamorona tenisany tarika dia atambaro ao izay revenareo fa za ny an' i olona no tsikerainareo be fahatany.
rehefa tsy tia ho aho ianareo dia tampeno ny vongamaso fa tsy ilaina mijery e!!!! dia bonne chance ary eeeeeeeeee
narijem ( 24/08/2006 12:00)
ny ahy zany de tsotr ahanye!refa i Hanintso ano tiany hiara hira miarak aaminy de inyzany no hitany fa mifanaraka @zay hira tiany ataony,na dia marina ary fa mbola somary mamalana hany i Hanintsoa refa mihira
Kanel ( 14/08/2006 14:15)
zao ry mpankafy le resaka an!! i hanitsoa sy Nary dia nisy fotoana efa niaraka izay no nahatonga an'i hanitsoa ho ao anatin'ny tarika tao aorinan'izay vô nivoaka le hira hoe voarara izy roa ihany no tiany hotenenina @ iny 'zao koa mahafantatra olon-kafa efa niaraka t@Nary à zao izy efa manam-bady zao ka io olona io no nitantara an'izany ary ny hiran'i nary rehetra dia zavatra niainany avokoa (nomeko azy Oh)
fa za aloha de tian'ny famoronan'io bandy io fa le joba miara_mihira aminy @ zao tsy reveko fa mamalan-kira sady midet=one foana rehefa @ live
mpankafy b iray
anjuu16 ( 07/08/2006 21:35)
ssamy manana ny fitiavany marina, fa zà manokana dia tiako be i hanintsoa,sady tsara tarehy no manana ny feony manokana,malefalefaka e, mankaleo be ahy ny fihiran'i Malala, nony lehibe izy de lasa kentsona loatra, ka itako mety mihitsy ny nandehanany fa nanome hery vaovao ho an'ny tarika zay i Hanintsoa e, ary nary tsy jamba akory fa mahay izay ilainy, ary tena marina ny azy !!
hyacinthe ( 28/07/2006 14:21)
za zao te hhisolo an'i hanintsoa d ho haratsinareo koa v.sady efa ela no naniriako hihira hiaraka@NARY.HIHIRA OA A.
tshafi ( 19/07/2006 13:38)
inona no irarainareo an'zany e!ze reven'i ranary ihany io.ra za alo ranary de misolo sipa isan-taona e!sady ny sipa mahay mivazo bobaka beeee!sady manja jiaby e!ino fo prb_nareo @zany izy koa nareo mahay alô mihirà.tsy manjary.......
femmesolitaire ( 14/07/2006 14:42)
TSY HITAKO MIHINTSY IZAY IADINA HEVITRA AMIN'IZANY FA REHEFA TSY TIANA DIA MIPETRAKA FOTSINY FA TSY FALY MANARATSY OLONA FOTSINY E
marcocofa ( 10/07/2006 16:59)
Za alo tena deçu be mihitsy t@ nidiran' io kala kely io tso@tarika e! malala ihany no tena izy fa io tsy mahavita azy mihitsy ,mitadiav hafa kokoa no io ry nary fa inona koa ary ty o ra TISSA tsy fantatro ianao na kofa na joba fa izao mitampina TAY ny masonao
mou7 ( 21/06/2006 15:43)
tsy hoe mialona an'i Hanitsoa araky ny tenenin'i kilalaka 69 akory fa hafa iany Malala e!izy no naha 'Zay niaraka t@ Nary ny tarika atramzay ka otran'ny hafahafa lé nisolo olonkafa na izany kou aza nefa tsy salope izy fa tsy mahasolo fotsiny ary manatena fa mbola hiverina Malala ndray andro any
source ( 20/06/2006 13:47)
Marina daholo ny tenenin'i nareo fa saingy izao no tena izy. Hanitsoa n'est qu'une salope, une putain d'arriviste qui croit dur à ses chances. Elle a vraiment détruit le groupe et c'est vrai qu'elle n'arrive pas à la hauteur des autres chanteuses à part Malala.
olipa ( 13/06/2006 09:24)
aoka mba tsy hitsikera b fa mba tokony hanome hevitra koa ny spect mba hahatsara ny tarika
kilalaka69 ( 12/06/2006 08:39)
zà kosa aloha tsy dakôro @pili- johannah- manaratsy an' i Hanintsoa io e!!! ny olona samy manana ny feony fa tsy natao hitovy mihitsy. ny zavatra hitako @nareo fotsiny 'reto dia nareo mialona anazy. aza mba mialona ho' aho fa mba avoaho koa ny anareo eee!!! samy nosorandreniny menaka io rangaha 'ty a!!! io ny azy ka mba avoahy ny anareo e! sa ianareo io koa mba tara @ Nary. asa moa....
oliniaina ( 10/06/2006 15:22)
Fa hoe nanambady vazaha hono Malala izay no nialany tao @ 'Zay? Ka ny sipan'i Hanitsoa koa anie hono izao vazaha ka inona aza ny pb nareo fa mitovy ihany anie izany ry zareo é! I Nary no tenatompon'ny hira!!!
kalamity ( 28/05/2006 10:25)
le tarika 'zay lou zany d milay efa hatrany amboalohany fa somary amiko zany otrany diso hvt kely i Nary rah naka an'i Hanitsoa satria mants rah ny fahitako d otrany haingo-tsehatra fotsiny iz fa ts d mahavoa rah vazo e!!! asa mety hivoatra kosa ngamba iz refa ao aoriana kely eo fa rah ny fahitana azy @zao lou zany otrany ts mety @ le tarika iz e!!! d za zany mankasitrak b an'Nary e!! milay toi e!!! d ra Haingo koa zany rah poince miverena elah fa ao @ 'zay no mety an'lah, ok!!!!
pervanche ( 26/05/2006 16:18)
J'aime bien le groupe Zay surtout leur chanson zatra,mais depuis que malala est partie ça ma dit plus rien maintenant;elle a une de ses voix!!!.Ils allaient si bien avant.C'est tres triste qu'elle soit partie.
dadasy ( 14/05/2006 16:17)
I hanintsoa raha niditra tao de tsy ny hisolo an'i Malala no nahatongavany fa ny mba hitondra koa izay mba zakany @ fanohizana ny tantaran'ny Tarika Zay. Nanana ny lazany i Malala. Lasa izy noho ny safidiny. Tonga tao amin'ny Tarika i Hanintsoa. Tsy adala akory i Nary ka haka olona tsy au niveau hiaraka hihira aminy ka hamono ny Tarika. Amiko dia tokony ho raisina araka ny talentany ny tsirairay fa tsy haratsiana na ampitahaina. "Sakamalao sy avozo, tompoko, ka samy manana ny hanitra ho azy"
tissa ( 11/05/2006 11:03)
MILAY RANGA I HANINTSOA NA TSISY TIA AZA AN. NY FEONY KOA TSY D OE RATSY BE MANAO AHOANA FA ADALAN'IAZY TSY TIA ARY DE EFIO EO NY AN'NY MPANAKIANA
pili ( 28/04/2006 11:14)
ny tena maha Zay an'Zay v d i Nary & Malala iany,i Hanintsoa,zesita fotsiny no betsaka fa ra ny feo zéro manatody,izany reetra zany nefa ts nahasakana ana tsy hitia andry zareo tsony satria mbola ao Nary,misaotra é d tohizo ny hira ry Nary fa milay b foana enao an,six é
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5862