Hevitra momba an'i 'Zay

Hiverina amin'ny 'Zay Hampiditra hevitra
hertnmamonjisoa ( 06/01/2019 20:16)
tohizo fa zhay eo tsy mandao e! tarika 'ZAY
princessteengirl ( 05/10/2016 17:11)
mfnartr b nrw toizo foana,ef ela n nankafizaku!bizou,
fifihandria632 ( 13/08/2016 11:08)
mbol tsr fon ny tarika zay atreto eh,je vous kiff :-*
koly kweul ( 03/05/2016 09:16)
za mpakafy an
arijenh ( 06/12/2015 13:03)
Za alo d efa ela no nakafy an tarika zay e!!!!!!!!! N' iza n' iza n nihira teo n malala n hanitsoa d tiko fona, satria tiko" lay tarika d ts nampaninona ah zany
arijenh ( 06/12/2015 13:02)
Za alo d efa ela no nakafy an tarika zay e!!!!!!!!! N' iza n' iza n nihira teo n malala n hanitsoa d tiko fona, satria tiko" lay tarika d ts nampaninona ah zany
arijenh ( 06/12/2015 13:01)
Za alo d efa ela no nakafy an tarika zay e!!!!!!!!! N' iza n' iza n nihira teo n malala n hanitsoa d tiko fona, satria tiko" lay tarika d ts nampaninona ah zany
ny aina la mafatifaty ( 23/08/2015 21:32)
m'lay b dol l hira
mrajoelson ( 18/11/2014 05:49)
mankasitraka amin'ny famoronana fa tena tinay be le hira.
Jock ( 27/10/2014 14:47)
manaiky kosa aho hoe ny olona tsy mitovy ry reto. Samy manana ny talenta nomen'Andriamanitra azy fa na izany aza mba aleo critique constructive foana ry reto fa aza atao critique destructive a.
Ndrema23 ( 10/10/2012 09:46)
ny hitako indro kely tamin'iny spectacle iny zany dia ny son eh! tsy haiko na ny mpanao réglage ao amin'ny table de mixage ao no tsy nahavoa loatra, na ry zalah no tsy ampy préparation talohan'ilay concert, na ny materiel an'i miritsoka no tsy milamina fa raha nandinika nareo indraindray misy effet larsène tampoka zany! ilay basse toa somary midomine lotra de manao bruit be fotsiny, hany ka tsy de heno tsara ilay filalaovan'i Mika azy, i haingo moa dia nankafy nilamina na dia tsy dia heno ary ilay guitare solo...
raha nahatsikarika koa ianareo toa somary ambany ny feon'i Nary sy i Malala fa somary ambany ilay micro, ny lumière koa toa tsy ampy fa rehefa mandalo eo amin'ilay allé kely mankeo aloha iny izy mianadahy toa maizina kely...
manarak'izany koa tsy teo intsony i Bim ilay mpanao percussion...
toraka chapeau kosa ho an'i Nini fa tena nanal'azy be lery
Nefa na izany na tsy izany milay ny tarika zay eh, mino aho fa tsy defaut andr'i zareo ireny fa an'ny organisation
ndyfanie ( 14/07/2009 12:36)
Za efa ela be no nankafy ny tarika zay, tsy mbola d'accord tamin'ny hoe ho fanoloana na tsia an'i Malala. Nahatsiaro voadona kely ihany tamin'ny fisiany Hanitsoa na dia manana relation familliale @ aza izaho. Nefa taty aoriana, ça fait rien satria c'est juste fiaraha-miasa anombohany mihira ilay izy aprés pazappa. Amiko i malala ihany no legitime, tsy de important ny fisiny l'autre sady tsy tiako fa manimba ny image tarika zay. rehefa niara niasa tamin'ny i Nary dia tokony tsy nitondra ny anarany tarika na ny famoahana an'ilay album aza. Marina fa tsy vitanay ny nataon'i Hanitsoa fa tsy natao hihira izahay fa natao ankafy ary mahatsapa fa ça sert à rien ny nataony fa i Malala ihany no milay e!
Fa Izy sy Nary kosa tsy nisy relation izany, mba hitako fantatro ihany ny toetran'i Hanitsoa fa tsy genre n'olona manao an'izany izy e! Ny vadiny nary anie ry reto dangerous be e! aza aratsin'areo i Hanitsoa fa tsy nanana eritreritra an'izany izy, za koa angamba no famille dia otrany miaro azy fa tsy dia zay loatra fa za koa ange tsy tia azy ho ao amin'ny tarika zay e!
Ticks ( 17/05/2009 20:27)
'bobak rzala n live njereko tao @ palé fa le 'zay farany teo kos (octobre 2008) nlay e!
fa le @24 mai koa met bol ilay an! togav dol r akam a! sad ef ao ko MALALA e!!!!!!!!!!
ramamps ( 02/03/2009 07:27)
Zazany te hitendry miaraka @Mamy sy Mika ary Niny ao @tarika Zay
sisty ( 27/01/2009 10:36)
nareo ga afaka manolo any Hanitsoa alo e? Rahafa tsy mahavita dia mangina!!! Milay e!!miandry ny fiverenany ny mpakanfy azy! ze tsy tia aleo oany.
marta ( 17/01/2009 06:53)
tsikh be loha!
malala tsara freo no tsy mamalana mihintsy!
fa i hanintsoa mpamalakira no ratsy feo!
tsikih ( 25/02/2008 11:37)
tsara tarehy i Hanitsoa, manana ny feony koa izy, olona tsy mitovy e ! zà faly satria leo be ny feo kentsona an'i Malala, mikiakiaka loatra...
andozo ( 04/11/2007 14:19)
dia rahoviana indray kay vao manao fampisehoana eto i Malala e?
boleda ( 25/10/2007 13:07)
Andray kosa e!Fiarahana mihira no niarahana Nary sy Hanintsoa ry reto fa tsy le eritretinareo a!
boleda ( 24/10/2007 16:00)
Tena miombo-kevitra amin'i Femmesolitaire ry reto za a!tsitako marina zay iadiana hevitra amin'izany Hanintsoa zany,nareo ange tsy halain'i Nary zany mihitsy oe iaraka hihira aminy e,refa tsy tia de mijanona za aza tsy tia anazy nefa cousine-ny.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904