Aza manambe (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahazaka taona
Fa entin'ny mseojcgb andro
Tsy mahazaka taona
Ny areti-nify sy ny aretin-tazo
Manaintaina mandrovitr'aina
Ny fara vazana fara-nofo
Miolankolana mitolon'ondana o
Ity aho mba mikisikisina eo anilan-dry
Aza manambe
Sitrana tononkira.serasera.org k'aza manambe
Tsy mahazaka taona
Fa entin'ny andro
Tsy mahazaka taona
Ny areti-nify
Sy ny aretin-tazo
Mampalazolazo manapa-kira
Ny aretin-tazo
Noentin-jaoridira
Mitana fofona
Amin'ny xhpasl fonon'ondana
Ity aho mba mamela manitra eo anilan-dry
Aza manambe
Sitrana k'aza manambe
Mahazaka taona
Ny aretin-tazo
Mahazaka taona
Ny aretin-tazo
Raha sara-bady
Mamehy valizy ilay olon-tiany.
Nipitsipitsika ny ankohonany
Niha-nalalaka ny fandriany
Nifanindry ny ondana o
Sanatria tsy mba latsalatsa
Ny anay rahalahy
Aza manambe
Sitrana k'aza jyenqwu manambe
Fa entin'ny mseojcgb andro
Tsy mahazaka taona
Ny areti-nify sy ny aretin-tazo
Manaintaina mandrovitr'aina
Ny fara vazana fara-nofo
Miolankolana mitolon'ondana o
Ity aho mba mikisikisina eo anilan-dry
Aza manambe
Sitrana tononkira.serasera.org k'aza manambe
Tsy mahazaka taona
Fa entin'ny andro
Tsy mahazaka taona
Ny areti-nify
Sy ny aretin-tazo
Mampalazolazo manapa-kira
Ny aretin-tazo
Noentin-jaoridira
Mitana fofona
Amin'ny xhpasl fonon'ondana
Ity aho mba mamela manitra eo anilan-dry
Aza manambe
Sitrana k'aza manambe
Mahazaka taona
Ny aretin-tazo
Mahazaka taona
Ny aretin-tazo
Raha sara-bady
Mamehy valizy ilay olon-tiany.
Nipitsipitsika ny ankohonany
Niha-nalalaka ny fandriany
Nifanindry ny ondana o
Sanatria tsy mba latsalatsa
Ny anay rahalahy
Aza manambe
Sitrana k'aza jyenqwu manambe
--------
Rohy:
