Hevitra momba an'i Tovo J'Hay

Hiverina amin'ny Tovo J'Hay Hampiditra hevitra
johnheritina ( 26/05/2016 10:48)
Saik mb anuntan o we tovo jay sy john oabmar v mis ifandraisana mer6
mam'tsiadino ( 17/05/2016 14:51)
Ar ts d man0ka hra tsn tovo an! Zah makafy anaz rng an!
ndyfanie ( 05/09/2009 08:25)
za reto mahita any tovojhay foana isan'andro a! za mandalo eny ankaditoha foana isan'andro
mahafinaritra be izy fa ten cool be tsy miavo gentil en plus izy miresaka be tsy miconsidére ho manakato mihitsy na hoe malaza fa tonga dia miresaka otrany hoe efa fantany zany ianao
maeva74 ( 21/03/2009 15:20)
Tsy misy toa anao,izay rehetra nitiaviko hatrizay. misaotra anao aho ry Tovo
rubishiram ( 01/01/2009 20:02)
tsy misy toa anao tovo j'hay a!!!
nathi ( 07/11/2008 08:24)
izy no hatao hoe artista feno!!
no comment!
kanto loatra
paolla ( 22/10/2007 15:23)
Slt lo e!!!!
ar ez ndrai r Tovo n hira vô2 a!zei mants ef miandr be ar rôvina ndrai n spectacle e? mb az atao ela be mo e!
paolla ( 16/10/2007 10:59)
za ko lo d ten makafiB an tovo mits f tohizo fôn d rôvin ndrai vô mb his spect r tovo a!le hira lo ten bôn dôl e!zei f mazto e!bis
raissah1 ( 10/10/2007 09:03)
Mazto Tovo a! Zay mankafy foana...... Surtou le Tampoka av teo, Waouuuuuuu, Fihino tananao...Reveko be mits
SYD ( 01/07/2007 18:55)
MARINA VE ALOU LE WE aina sy tovo j'hay hono....
tsiaro5 ( 15/06/2007 15:31)
tsara ny hiranao,izahay mijery foana isaky ny misy spectacle.Mahafinaritra fa tohizo e, aza kivy am fanakianana isan-karazany fa vao mainka mampandroso ireny.
randriamasindrazana ( 19/04/2007 12:08)
Tovo ah! milay be ny zavatra ataonao fa aza mijanona amin'ny zavatra efa natao. De mahereta hatramin'ny farany eh!
sandilovetiana ( 05/04/2007 20:01)
Ity mis blog tovo j'hay ho an fan: www.tovo-jhay.skyblog.com
sandilovetiana ( 05/04/2007 20:00)
Nilay b lé che bel canto t@ 31 mars!!
mignou ( 22/03/2007 07:10)
salut Tovo Rina avy aty janga eee iala aloha tena milay foana eee, manome fankasitrahana hatrany za sy ny zanako kely Marcy satria za mpankafy hatramin'izay ka hatramin'izao,Marcy hatramin'ny tany ambohoka no efa nampihenoko sy nentiko nijery Spectacle,milay be de bisou ho izy Marcy aaaaa de mba tolory hira hono le zanako
soavolatiana ( 25/02/2007 14:58)
dia mankasitra foana amin'ny fo manontolo hantrany tovo a!dia ho tahin'andriamanitra hantrany anie ianao sy ny ankohonanao,
mahereza hatrany fa ny hazo avo ihany no halan'ny rivotra eh! volatiana ihany ity eh!hi hi hi
soamitia ( 25/02/2007 11:50)
tovo j'hay, ianao no artiste préféreako eh, mon artiste favori et mon idole,
bonne chance tovo a! fa ny hazo avo ihany no halan'ny rivotra eh
koto57 ( 17/11/2006 13:25)
za alou dia tena mpankafy Tovo J'Hay be misty e.tsara feo be izy d mlay be kou ny tonon kirany tena mababo fo b mitsy.d tsra toetra b kou izy satri tsy miavona, d super fan za e!maly izy e!!!
tanirina ( 11/11/2006 14:38)
slt. tovo j'hay aloha tena milay e. tsara daholo ny hirany sady ny arrangement koa ok e.sady izy dia olona tsy miavona fa tsotra be mihitsy. d mahay miakanjo koa e. mahereza foana tovo j'hay a. dia tohizo fa tsara dia manohana foana zahay mpankafy e.rahoviana dray ny spectacle e efa t ande sahady zahay.bye bye daholo
josie9 ( 25/09/2006 20:18)
moi j'adore le zik de tov j'hay et en plus il est mon chanteur préféré. les paroles de ses chansons sont trop cool et géniaux
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2605