Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)

Nampiditra dan09
14/11/2016 12:58
Hiran'i Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana) 9 Jereo eto
Vangy : 1147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny STKZa dia sampana iray ao amin'ny FJKM ambondrona firaisana izay manao ny asa rehetra hiderana ilay Andriamanitra avo indrindra,ohatra amin'izany asa izany ny torinteny ary ny fampielezana ny filazantsara avy amin'ny alalan'ny hira fiderana ny anaran'Andriamanitra.
''Fenoy filazantsara i madagasikara''

Hevitra momba an'i Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana) (9)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113