Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
All photos...
Submitted by Mharck 23/06/2026 14:20
Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF's song 3 Click here
Hits : 164
Likes : 0 Like
More info
Ny KTF na Kanto ho Taratry ny Fiadanana dia tarika iray miantsa ivondronan'ireo mpianaka, mpirahalahy, mpirahavavy, mpianadahy izay anaty fianakaviana iray, sy hotronin'ireo namana akaiky.Ny tarika dia mivoy sy mizara ireo Soatoavina ara-panahy narindra ho kanto, amin'ireo gadona izay tsy manavaka fa tandrify ny sokajin-taona, ny sata ara-piarahamonina ary ny mety ho fijery arakolontsaina rehetra.
Ny tanjona dia ny hahatsapan'ny isambatan'olona fa akaikin'Andriamanitra hatrany ny fiainany ary eo foana ny Tompo amin'ny lafimpiainana rehetra lalovana.
Comments about Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
No comment found
