Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF

Envoyé par Mharck
il y a 13 heures
Les chansons de Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF 3 Cliquer ici
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

Ny KTF na Kanto ho Taratry ny Fiadanana dia tarika iray miantsa ivondronan'ireo mpianaka, mpirahalahy, mpirahavavy, mpianadahy izay anaty fianakaviana iray, sy hotronin'ireo namana akaiky.
Ny tarika dia mivoy sy mizara ireo Soatoavina ara-panahy narindra ho kanto, amin'ireo gadona izay tsy manavaka fa tandrify ny sokajin-taona, ny sata ara-piarahamonina ary ny mety ho fijery arakolontsaina rehetra.
Ny tanjona dia ny hahatsapan'ny isambatan'olona fa akaikin'Andriamanitra hatrany ny fiainany ary eo foana ny Tompo amin'ny lafimpiainana rehetra lalovana.

Commentaires sur Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF

Aucun commentaire

Les chansons de Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF (3)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009