Hevitra momba an'i Joy K

Hiverina amin'ny Joy K Hampiditra hevitra
Rhayo ( 16/01/2008 14:24)
Mafinaritra ry se zany hoe DJ zany dia sady mhira a? sady efa azo atao tsara kao anie zany eto Madagasikara e :-). Tsisy maha ratsy an'izany fa ry Joestar aza lasa mihira ry sheenpaul sns aleo mba manaraka ny toetrandro koa e :-) sady ao anatin'ny mozika koa anie ny DJ e :-)
sah ( 15/07/2006 12:47)
zo mahafinaritra b enao ssy ny hiranao ka tohizo foana veloma ndray alou.aza miraharaha ny tenin'ny tsy tia an!
dupouyfab ( 07/01/2006 17:02)
izaho aloha teo aloha tena potika be taminy nefa dia lasa nanambady izy ,aiza hadinoana ary ireny fiarahantsika ry joy-k an,ianao ihany no nahantonga ahy nandeha aty filande aty
lawrenmino ( 26/10/2005 13:10)
Tiako be ianao ry Zo,aza miraharaha ny tenin'i Fian fa jalousie ny azy.JTM 2 tout mon coeur je suis fan de toi,ny any Fian asarotam-piaro diso tafa hoatra satria izy ratsy par rapport à toi sy be mony be koa ka aza omena tsiny fa GAIGY éh!ilay tianao foana( finoana)KISS
scarakool ( 26/05/2005 12:59)
juste un mot pour un ti coucou si tu passe par là!!!
un rayon de soleil de l'île u je suis pour toi!!!!

rendez vous tout le monde sur son new site www.joy-k.net

kiss
Baozomah ( 23/05/2005 08:09)
izy aloha dia tovolahy tsara tarehy sady mahay mihira eh asakasak'izay manenjika azy dain !
Siou ( 01/05/2005 17:09)
BIOGRAPHIE

Né le :20 décembre 1977
Il a dédié sa chanson « Ho an’i Neny » pour sa mère décédée en 1981
Ecole primaire : Tamatave, Majunga, Tuléar et Tananarive
Collège : Rafiringa faravohitra
Lycée : St Antoine Ankadifotsy
Inscae : 1998
Travaillé dans une société d’importation
Début sur scène : 1989 avec Salomon, Narisoa et Ranja (son père)
1991-1992 : Tarika Martina
1997 : organisateur d’événement, danse
2001 : Fihirana maty hanina

DISCOGRAPHIE
Septembre 2001 : Album HO IRAY (10 titres) : K7 et CD (1er clip à Madagascar)
Arrangements : Daddy Rasamimanana et Tommy Ratefy
Studio : ARA

Octobre 2002 : Album FINOANA (11 titres) SM PRO
Fevrier 2003 : Album VCD BEST OF JOY K
Produit par SM PRO
Décembre 2003 : Album OMEKO ANAO RY A…
Produit par SM PRO
10 titres : 5 pop rock, 3 slows et 2 folk

Divers :
Couleurs préférées : Rouge et bleu
Plats : Porc au ravitoto, pates
Déteste : hypocrisie
fian ( 05/02/2005 19:50)
tsy hoe efa nataony, fa jereo anie ty paoziny..sady rehefa mihira izy, hafahafa be. Nefa nomen'Andriamanitra azy ny talenta, ka izy anie homba azy. Ialako tsiny raha tsy mety ny teny natao. Izaho aza hono mitovy endrika aminy, sady efa mpihira koa.:)
voary ( 18/01/2005 13:26)
za zany tsy mahafantatra izay momba azy fa le olna miteniteny fôna hoe sady pede no pedophile kosa tsy mety.F'angaha enao niteny izany io no efa nataony???sa niaraka nanao izany ianareo???
Mba saino ihany ny soratana fa...mankarary maso ny mamaky azy.
Merci
scarakool ( 09/12/2004 15:43)
ratsy toetra i fian!!!! fa izy naninona anao????
scarakool ( 09/12/2004 15:41)
izy olona sady tsara toetra no tsotra, rehefa itanareo eny andalana eny angé izy dia hiresao fa tsy miavonavona zany e!!!!
dia izy olona mivavaka!!!!
.....:-*
fian ( 22/10/2004 11:13)
Pédé. Sady pedophile.
hervo1 ( 13/09/2004 23:11)
tsy dia fantatro loatra na ny hirany na ny momba azy fa dia ny nahazoako dédicace tamin'ny fifanenanay teny an-dalana fotsiny no hahafantarako azy :) tamin'ny fialan-tsasatra farany teo tany.
mbola any izao ilay sary nisy dédicace tao ambadikany ! lol
scarlette ( 04/03/2004 16:02)
I Zo RANJALAHY no tena anarany, teraka taty Antananarivo ny 20 desambra tamin'ny 1978. mipetraka any ambohijatovo taloha. Efa manambady ary mbola tsy niteraka ( mety iteraka anaky roa!:-) )
nanomboka nihira tamin'ny taona 2001, manana album anaky telo: voaloany: ho iray, faharoa : finoana, faha telo: omeko anao ry A...
tongava ao antsahamanitra amin'ny le 14 mars 2004 ra ijery anazy!!

( 16/12/2002 17:43)
.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1762