Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Nampiditra fenosambatraelyse
31/08/2021 07:33
Hiran'i Emit Mikalo Fiderana(EMIFI) 43 Jereo eto
Vangy : 763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny EMIFI (Emit Mikalo Fiderana) dia vondrona iray na an-tokom-pihira (Chorale) iray mivoitra eo anivon'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa, izay mitory sy midera ny filazantsaran'ny Tompo Andriamanitra amin'ny alalan'ny hira avy amin'ireo mpandraharaha sy ireo mpianatra eo amin'ny sekoly Emit(École de Management et dI'Innovation Technologique).

Hevitra momba an'i Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Emit Mikalo Fiderana(EMIFI) (43)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125