Ckycky

Ajouter une photo Envoyé par Anaf Andriam
25/07/2023 13:23
Les chansons de Ckycky 1 Cliquer ici
Visites : 434
Préférés : 0 J'aime
Nariniaina Fitahina Francky Léonard no tena anarany. Teraka ny 25 février 2003 tao Vangaindrano izy, faritra Atsimo Atsinanan'i Madagasikara.
Nianatra tao amin'ny ABC School Antananarivo izy ary niverina tany Morondava ny taona 2016 ka hatramin'ny 2020 izay nanohy ny fianarany tao amin'ny Lycée Privé Catholique Saint-Paul ary tao no nahazoany ny fanadinana Baccalauréat.
Ny taona 2019 izy no nanomboka ny hirany, ary namoaka ny hirany voalohany izy ny taona 2022 izay mitondra ny lohateny hoe « Lesambilo ».

Commentaires sur Ckycky

Aucun commentaire

Les chansons de Ckycky (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106