Hevitra momba an'i AMPIFITIA

Hiverina amin'ny AMPIFITIA Hampiditra hevitra
Nomenahy ( 04/11/2014 09:33)
Tena tsy misy hiran'ny Ampifitia afatsy 6 tokoa ato a! za koa tena mpankafy Ampifitia. Mba iangaviana izay afaka mampiditra ny hiran'ny Ampifitia hanao izay raha azo atao e! Misaotra ô!
mamissou ( 26/01/2010 13:39)
za ko zao mba miditra ato de gaga oe tsis tonokira mitsy nefa za tena mankafy ampifitia. mba asio ato e,
Lejoba ( 10/11/2008 14:49)
Valin-teny no lohatenin'iny eh. Angataho ao @ forum artista sy hira
Henipitia ( 30/10/2008 13:13)
manin kay ato tsy misy hiran'ny ampifitia mitsy e?sa za no tsy mijery? sô de mba misy afaka mampiditra le hira misy we ".. tsy iaraka isika .."iny,tsy aiko ny lohateny.otran'ny we resaka we vehivavy de tina lehilahy ray, de tsy manaiky le vevavy raha tsy we manompo an'Andriamanitra le lehilahy.tsara le ira
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7535