AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)

Submitted by malaky
28/12/2003 23:18
AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)'s song 3 Click here
Hits : 1840
Likes : 0 Like
Ny AMIT dia fikambanana tanora anakiray izay nilofo teo amin'ny sehatry ny fifampitaizana samy tanora,eo amin'ny mahakristianina hatramin'izay. Izany dia niseho tsy teo amin'izy samy mpikambana ihany, fa nihitatra teny anivony fiarahamonina manodidina azy. Ankehitriny nihitatra izany sehatr'asa sahaniny izany ary nisafidy ny hirotsaka eo amin'ny sehatry ny hira aram-pilazantsara ny AMIT ary vao namoaka ny raki-kira (K7 sy CD) voalohany tamin'ny Alahady 21 Desambra 2003 teo. Raki-kira izay nomena ny lohateny hoe : Ny SAMBOKELINAY.

Comments about AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)

malaky (26/12/2003 14:14)
Ny AMIT dia fikambanana tanora anakiray izay nilofo teo amin'ny sehatry ny fifampitaizana samy tanora,eo amin'ny mahakristianina hatramin'izay. Izany dia niseho tsy teo amin'izy samy mpikambana ihany, fa nihitatra teny anivony fiarahamonina manodidina azy. Ankehitriny nihitatra izany sehatr'asa sahaniny izany ary nisafidy ny hirotsaka eo amin'ny sehatry ny hira aram-pilazantsara ny AMIT ary vao namoaka ny raki-kira (K7 sy CD) voalohany tamin'ny Alahady 21 Desambra 2003 teo. Raki-kira izay nomena ny lohateny hoe : Ny SAMBOKELINAY.

AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)'s song (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1467