Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
chrissy ( 15/11/2006 11:42)
milay ny Ambodrona.
hermione ( 08/11/2006 07:24)
ndry koa aza mananihany eo fa ohatry ny tsy hitako ilay nandihy b iny, d avy eo ilay t] nirava iny :-):-):-p)
mioucool ( 04/11/2006 09:09)
ar mba nanaona ny spectacl tao am palais tam 27 e?
to ts enoeno mits zé nandé tany fa to wé nilay b ono iz tao????
mioucool ( 13/10/2006 10:00)
ka ny tshirt an i mr ki mbola tsara noho nénà eee!!!
za nefa efa miezaka !
hermione ( 06/10/2006 10:16)
ka ny an-dry ange le f nanaovan'i mr daol no anaovan-dry e :-):-)
mioucool ( 04/10/2006 13:54)
vo eo apitédavana é!sad lé anà ao to otran i efa rats2 daoli kou!hihihi!
hermione ( 02/10/2006 11:39)
le omen-dry am herinandro ve io e? :-):-):-)
mioucool ( 02/10/2006 09:55)
lé tshirt etnies sa la vie en mieux???

ratsy lé farany volaza etsy ambony!ar mis miou kou io!!
miou ( 30/09/2006 17:09)
big up lessy ho an'laisany sy ny mpakafy rehetra
hermione ( 26/09/2006 09:20)
:-):-):-)Sao mitomany eo aki i brice? :-):-):-)Tsy ratsy kosa aloha ilay T-shirt ndry tam Zoma iny e :-)
mioucool ( 26/09/2006 09:13)
hermione a!eric no tsara k!hihihi!
Zazozi ( 23/09/2006 12:59)
hihihihihihi
hermione ( 19/09/2006 10:36)
tsisy fisaorana ka.Au fait, nanontany an'i Mioucool a satria izy niteny hoe tsara le sary dia zay no nahatonga ahy naontany hoe i brice sa i éric :-)
borinazy ( 19/09/2006 01:49)
merci!brice ka!
hermione ( 18/09/2006 13:00)
brice sa éric? :-):-):-)
mioucool ( 18/09/2006 09:39)
tsara lé sary o!
sad iz kou né tsar
hermione ( 18/09/2006 08:53)
tsara le sary ra-doum a :-)
borinazy ( 17/09/2006 02:18)
coucou!aza gaga nareo Brice&Ony fa za no nampiditra ny sarinareo e!ra-doum!bisous!
mioucool ( 11/09/2006 10:33)
mazoutou daoli mankafy AA!
mioucool ( 09/09/2006 09:17)
tongsou ndray ar a e!!
k tsis zv soratana tsony kou ngé ki e!!
sad efa ts ou any bira am samdi!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3534