Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
levany ( 06/08/2007 12:40)
za koa tia ambondrona! dia sura foana zany e!!!
mioucool ( 10/07/2007 10:29)
ts claviste tsony manjaka zao fa izy 5 sisa no tena AA!!d manjaka efa namoaka klip-ny!!
rickerle6 ( 18/06/2007 19:52)
slt daholo eh!!eh ry zareo an!! mbola manjaka ihany ve ny claviste an'i Ambondrona? an-tany lavitra mantsy izaho eh!!tsy maharaka.
mioucool ( 12/06/2007 09:06)
Za zany ef mpakafy fona d mbola Tohizo ihany e!!!efa Toraka fleur bdbbbb no nomeko d ampiko fona2 kou!!I'll go wherever U will go...
revy ( 30/04/2007 12:26)
Slt daholo nareo,izaho dia tena mankafy Ambondrona be sady milay be daholo ny hirany.Toraka vonikazo ho an'Ambondrona dia omeo hira tsara foana ny mpankafy dia sur foana.Tsara be lay spectacle tao Antsahamanitra.Merci
rigo ( 29/04/2007 12:52)
Slt,
XIX letsy ry Onty sy Ranto an!Mankalaza e!
mignou ( 27/04/2007 19:34)
TORAKA FLEUR HO AN'NY TARIKA AMBONDRONA INDRINDRA FA I KIX MERCI LEISY DE MILAY BE FOANA HOY RINAT AVY ATY MAJUNGA DE MAHEREZA MANAO NY TSARA HATRANY RY ZALAHY???
Johansen ( 01/04/2007 13:15)
bonjour!elaela zay. inona ny vaovao any. Manao ahoana ny AMBONDRONA TIKO BE ANY ZAY
Mimifali ( 26/03/2007 13:09)
za alou tena faran zay fanatique n'i AmbondronA hatr@ voalohany mits dé faly be a nahita andry zareo an tsehatra ndray omaly alahady tao Antsahamanitra. Dia @ 26 octobre ao @ palais ndray hono n fotoana e!
rhB ( 24/03/2007 14:18)
ssssllttt!!tsis evtr e!!
Amazone ( 25/02/2007 19:56)
Za koa tia Ambondrona! Mahafinaritra ny hirany!
vazivazah ( 10/02/2007 14:57)
fa iza marina le hoe ambondrona e!?
mioucool ( 26/12/2006 09:06)
d ao am espace behenjy ndray zany f1 d année e!!
mioucool ( 26/12/2006 09:02)
resaka ambondrona ny ato fa zany tsis manoratr d za s hermione no manala azy ato e!!
Vaninah ( 23/12/2006 09:59)
fa resaka momoban' i ambondrona no atao ato sa resaka manokana an' i mioucool sy hermione e!
mioucool ( 15/12/2006 11:43)
nji ar to ts mandé tsony e!

tao am celtel a!ar am réveillon?
hermione ( 24/11/2006 11:17)
leon'inona akia?
mioucool ( 18/11/2006 06:54)
ts mbola leo fona v ry hermione a?
hermione ( 17/11/2006 07:36)
marina zany e
mioucool ( 16/11/2006 10:21)
AA ki d tena mlay fona2 an!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4287