Hevitra momba an'i AmbondronA

Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
Mika ( 25/01/2008 14:27)
Otrany tsy misy hira vaovao mints ry zala a?
Michaela ( 30/12/2007 14:35)
wxcvbn: za manana hiran'i Mamy Basta. Sady le misy ohatrany mitifitra mpanao politika sns reny, mapme aloa ny hirany e!Ra mila enao dia hanorato za, @ io anarana Michaela io
wxcvbn ( 28/12/2007 14:10)
za rangahy mba hitadiavo hira'i Mamy Basta ah!
ANDRINANTENAINA ( 23/11/2007 14:36)
ary ono oa?ary nareo angah tsy mba mankafy Ny Ainga e?
ANDRINANTENAINA ( 23/11/2007 14:32)
ZA KOA RETO MBA TE IJERY AMBONDRONA FA TSY AFAKA,SATRIA TS MBA MAKATY FORT-DAUPHIN RY LERONY. MAMPALAELO E!
andreasr ( 12/11/2007 13:59)
manaona nareo milay be reto ambondrana fa mba omeo tnokiran'i north and center le hoe tsy digniko a izay manana an merci
minione ( 06/11/2007 17:45)
misy afaka mampiditra V hira vovo V o?
ramelina ( 06/11/2007 10:38)
KORAZY NA DIA NISY AZA NY NIALA E!MANDEHA FOANA IO;AIZA NY REVILLON AMIN'ITY TAONA ITY ? ? BON CHANCE
tinah12 ( 05/11/2007 11:31)
Tsara be le hiran'i Kix sady tjr mlay e! sa tsy zany aza miala @Ambondrona e! Sûr fôna e! Merci serasera an
minione ( 03/11/2007 19:09)
tena za reto nalaelo B ts njery an lé concert ah!
Allane ( 26/10/2007 11:05)
Ie, tongava daholo ry mpankafy rehetra fa masaka be io androany io an!!! de ataovy mipoaka be ry kik's a!!!
mioucool ( 26/10/2007 10:47)
tongava daoli e!!
androany lé izy
poupette ( 25/10/2007 13:30)
za kou ry zareo tia Ambondrona be a, iezaka tsy iraté anio mihitsy aho
Allane ( 25/10/2007 11:31)
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Ambondrona vaovao de milay be ry zareo fa miandrandra an'ilay spectacle zahay @ zoma an!
mioucool ( 16/10/2007 10:44)
éo fa ampiditra aniny a e!!aléo alou ni titr
mampsmlay ( 13/10/2007 11:42)
SLT MBA OMEO tnkira Ambondrona le vao2 INY ZA RA MBA AZO ATAO
sylvania ( 26/09/2007 17:14)
ambondrona milay tena ankafiziko be
hermione ( 13/09/2007 09:20)
sura fôna e :-)
jafta ( 12/09/2007 16:16)
za makafy Ambondrona be
goutty ( 17/08/2007 12:53)
ambondrona dia milay be @ hirampitiavana dia ankafizo foana
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2614