Hevitra momba an'i AmbondronA
Hiverina amin'ny AmbondronA Hampiditra hevitra
ravaka13 (
27/11/2014 15:01)
Matsiar n talu mits ah maeno n vazonrw ry ambondron mlay an!sur mits oanarw d makasitrk n mpakafy atran e!j'aim b narw reetr
ravaka13 (
27/11/2014 14:52)
Ambondrona ku n tik @rock et Mada zn!mlay narw d courze r"kuku oan ze mpakafy az ku! Bye dol
Miary Tiana RASOANAIVO (
31/10/2014 19:14)
Ambondrona , sur e
mamijo1 (
07/06/2012 07:34)
mankasitaka ny tarina AmbondronA! milay daholo ny vazo ee! tena mandona fo b!
raisa (
22/04/2012 10:04)
mlay be daholo ny hiranareo eh!
destina (
11/08/2010 08:50)
slt mlay be daolo ny hiranareo fa tohizo foana e zay mjana mpankafy foana miandry ny hira vaovao ndray e koukou daolo ho an'ny mpankafy ambondrona rehetra e cool be ry zala reo an zay dia bye
destina (
11/08/2010 08:46)
slt mlay be daolo ny hiranareo fa tohizo foana e z
tonykasta (
08/10/2009 11:31)
milay foana fa tohizo rzalah zay koa manohana foana e
aloka (
18/06/2009 15:03)
slt!milay de mankafi sy mankasitraka le groupe hijeryanao
Ticks (
17/05/2009 21:52)
mlay be n ataon lesany fa tsis evitr mits v n iverenen Manjaka? atramzao kos lo tsis matsindry azy e!
rurale (
08/04/2009 13:10)
'za tena tia tena tia an'le hira sy hakanton'ny feo ndry zareo e! babo!
noeline (
06/04/2009 12:08)
izaho dia tena ma
kadyh (
18/11/2008 14:13)
Ambondrona,groupe tiko ndrindraary ankafizaiko daholy ny hirany rehetra...de ndao hiaraka hankafia e
tsambo (
29/10/2008 20:02)
ny ahy indray ilay ampy ahy no tena tiako aminy hiran-dry zalah.
tess (
10/10/2008 17:32)
hay zà efa nahazo ilay album laharana faha 5 dia ilay hira voalohany no tiko dia fahatelo.... tsara be!
merci mioucool tam tonokira aleo aloha
merci mioucool tam tonokira aleo aloha
ssendra (
10/10/2008 17:30)
harimialy: ampidiro mihitsy fa izaho vao nitady tonokira any am forum "saino" io:-p
harimialy (
16/09/2008 00:51)
Fa ahoana toa mampiditra hira le "Saino" za dia toa tsy mety?
source (
20/08/2008 12:07)
izaho manana hira album V fa tsy manana titra sao mba misy afaka manome
tess (
07/07/2008 21:14)
fa mbola tsy mivoaka ve ilay album5 ndry zalah ????sa bidon????
blow (
02/06/2008 13:25)
tena mlay aloha ny hiran'dry zareo ambondrona sady tena mankafy ko zay ééé