Hevitra momba an'i AKON'NY FIHOBIANA

Hiverina amin'ny AKON'NY FIHOBIANA Hampiditra hevitra
flavienjeanr6 ( 10/06/2019 13:05)
aiza ho aiza ilay diso tompoko
edsheerandon ( 10/06/2019 12:26)
misaotra!!!
ikalamako ( 06/06/2019 10:04)
Mba afaka ahitsinao kosa ve ireo tononkira azafady : mba tsaraina ireo diso, dia atao madio ny fanoratra fa tsy atao toy ny sms dia mba atao midina andalana isaky ny mila midina andalana ny endriny fa mba seha-pitaizana ihany koa ny seraserantsika e.
Misaotra sahady
flavienjeanr6 ( 05/06/2019 14:34)
izahay akon ny fihobiana dia afaka miara miasa amtsika fiangonana na sapana na fikambanana kristianina
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778