Resia

Nampiditra Resia
08/07/2025 12:49
Hiran'i Resia 13 Jereo eto
Vangy : 274
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Resia dia artiste vao misondrotra nanomboka taona 2019 izy no nihira ary 2021 izy nanomboka nisehatra teo amin'ny mozika matihanina avy Any Atsimo izy fa mipetraka ety Tana ny tena anarany feno dia Lovasoa Hery Fanantenana Resia teraka teto Tana izy ary lehibe teto mivohy ny gadona Toy ny Afrobeat dance hall izy ary RAP Sady manao mozika Variété izy

Hevitra momba an'i Resia

Resia (08/07/2025 13:02)
Ankafiziko mozika ka zaraiko Zay talentako🎙️🙏

Hiran'i Resia (13)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086