Pejy vaovao (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu
Tsaroako foana teo anilanao foana aho..
Ka nefa xtiocdhl nampijalianao nitomany teny foana aho.,, sady nampahorianao
Efa niaritra anie aho fa ankehitriny kosa efa leo anao.. Ka ny hiala am'zay aho...
Satria tena tofoka ny tabataba anao, sady leo ny longolongoinao aho.. Satria efa feno loatra tononkira.serasera.org le kapokanao aho...
Ka tsofoko rano ary ianao.. Mahita ny tsara babyy...
D ilay vitantsika Avelao ho tantara ihany eh..
K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu
Fa zah aloha matsapa fa tsisy bandy hazaka le ditraditranao niafiko ireny,,,
Fa ny hafatro mnlawc aminao malala dien'izao enao dia ovao n fiainanao,,,, fa zah tsy maints andao anao hiaraka amin'ny olon-tiana Vao2 vska fa aza manahy fa mbola afaka miresaka sy mijanona ho mpinamana eny foana Zaho sy ianao ka tsofoko rano hahita bandy ho mendrika ankoatra ahy ianao... Fa zah ah
K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu..

--------
Link: