Manao azafady (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso tokam-po aho taminao iny eh !Saingy indrisy nararaotinao zah.
Nolalavinao zah kay fitaka le bikanao ah !
Izay mody maontina na mbola miaraka ary tsika Roa eh !
Dia sahako sahady ny hilaza fa hoe ny antsika Roa iny efa tsy anjara ah !
Sady ilaay fitiavako anao mbola zaza.
Ka aza omenao tsiny aho re ry malala hialako tsiny manao azafady eh ! Fa le fitiavako anao mbola zaza
Mialatsiny manao azafady eh..
Je suis changé ma vie parce que tu tourne dans ma dos
Réf: Manao azafady eh...
Aminao aho eh !
Ze vita aleo tantara eh !
Ao afara ao eh !) X2
Tiako loatra anie ianao iny eh !
Saingy indrisy ny antsika Roa eh !
Efa tsy ho lamban'akoha eh !
Ka aleo hijanona any eh !
Raha hieritreritra anizany aho mants eh !
Mety harary ny loha
Sady ilay fitiavako anao iny eh !
Tsy sangisangy fa tena izy eh !
Kanefa dia Nolalavinao zah ah !
Tsy ianao irery koa angeh sipa
Ka tsy rarahiako na hipitsika ah !
Ireo vitako aloha hifonako aminao eh !
Dia mba henoy zao kozy izaoo hoe
Fa dia veloma ary ianao eh !
Mifona manao azafady eh !
Désolé ma baby eh !
Réf: Manao azafady eh...
Aminao aho eh !
Ze vita aleo tantara eh !
Ao afara ao eh !) X2
Tiako loatra anie ianao iny eh !
Dia mba tadidio zaoo kozy izao
Tsy ianao irery hoa ny sipa
Fa aza dia mba mampifila eh..
Rehefa sendra mba tiana ianao iny eh !
Aza dia mba mampifila eh !
F'enao anie hoa efa saika tsy atakaloko an'iza
Fa saingy indrisy eh !,Gial !
Enao nampifila zah anefa nilaza fa enao no ataoko maman'ny zaza
Kanefa indrisy lasa tantara ka mifona manao azafady eh !
Ity foko mbola marary eh !
Fa zah tsy hanenina fa mbola any ilaay anjara ka tsy maninona enao raha hiala ah. (OK)
Réf: Manao azafady eh...
Aminao aho eh !
Ze vita aleo tantara eh !
Ao afara ao eh !) X4
A/C : Resia 2020
Son by : Tsam
--------
Link:
