Resia
All photos...
Submitted by Resia 08/07/2025 12:49
Resia's song 13 Click here
Hits : 273
Likes : 1 Like
More info
Resia dia artiste vao misondrotra nanomboka taona 2019 izy no nihira ary 2021 izy nanomboka nisehatra teo amin'ny mozika matihanina avy Any Atsimo izy fa mipetraka ety Tana ny tena anarany feno dia Lovasoa Hery Fanantenana Resia teraka teto Tana izy ary lehibe teto mivohy ny gadona Toy ny Afrobeat dance hall izy ary RAP Sady manao mozika Variété izyComments about Resia
Resia (08/07/2025 13:02)
Ankafiziko mozika ka zaraiko Zay talentako🎙️🙏
