chorale pcs antsirabe

Nampiditra kaina05
27/01/2026 16:51
Hiran'i chorale pcs antsirabe 3 Jereo eto
Vangy : 161
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

ny chorale pcs na koa hoe chorale les petits chanteurs de la salette dia chorale ao amin'ny ECAR notre dame de la salette antsirabe.Niforona tamin'ny 02/02/86 ary hankalaza ny faha-40 taonany izy izao.Manao ny gadon'kira rehetra izy ary manana hira manodidina ny 70 eo ny hiranay.Izaho izay manoratra dia mpampianatra hira ao.

Hevitra momba an'i chorale pcs antsirabe

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i chorale pcs antsirabe (3)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075