chorale pcs antsirabe
27/01/2026 16:51
Les chansons de chorale pcs antsirabe 3 Cliquer ici
Visites : 161
Préférés : 1 J'aime
Plus d'info
ny chorale pcs na koa hoe chorale les petits chanteurs de la salette dia chorale ao amin'ny ECAR notre dame de la salette antsirabe.Niforona tamin'ny 02/02/86 ary hankalaza ny faha-40 taonany izy izao.Manao ny gadon'kira rehetra izy ary manana hira manodidina ny 70 eo ny hiranay.Izaho izay manoratra dia mpampianatra hira ao.Commentaires sur chorale pcs antsirabe
Aucun commentaire
