chorale pcs antsirabe
All photos...
Submitted by kaina05 27/01/2026 16:51
chorale pcs antsirabe's song 3 Click here
Hits : 160
Likes : 1 Like
More info
ny chorale pcs na koa hoe chorale les petits chanteurs de la salette dia chorale ao amin'ny ECAR notre dame de la salette antsirabe.Niforona tamin'ny 02/02/86 ary hankalaza ny faha-40 taonany izy izao.Manao ny gadon'kira rehetra izy ary manana hira manodidina ny 70 eo ny hiranay.Izaho izay manoratra dia mpampianatra hira ao.Comments about chorale pcs antsirabe
No comment found
