dera (chorale pcs antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao zahay ry Ray
Fa tojo usqwonf izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
ref:
Dera no atolotray, tdrn fankasitrahana Ho anao ry Ray, noho ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany anefa ianao qeupcz nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo tononkira.serasera.org ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
Fa tojo usqwonf izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
ref:
Dera no atolotray, tdrn fankasitrahana Ho anao ry Ray, noho ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany anefa ianao qeupcz nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo tononkira.serasera.org ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : chorale pcs antsirabeVangy : 215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kaina05
Daty : 11/02/2026 09:35
