Io Fitiavana io (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora namako ô
Mba henoinao anie
Ny hafatra ambarako aminao
Io fitiavana io mandao azy ianao mahatsiahy
Ao anatiny ianao doroiny sy ratrainy

Io Fitiavana io,  mikorina aminao
Tsy azonao hialana fa lanjao ouh!
                    Raha
Io fitiavana io mandao azy ianao matsiahy
Ao anatiny ianao doroiny sy ratrainy
                    
1 Refrain:
     Fiainany izany, tononkira.serasera.org ka aza mitomany
     Raha fiainam-pitiavana izany
              Mitia ve vewshlyi ianao!
             vkybln  Hajao izy,
  saixke     Mba ho lamban'akoho ny anareo
      Mbola ivelany ianao
      Aza maika hitia
      Fa tena, fa tena afo io



Raha mitazana ianao ny an'ny hafa
Mamiratra sy kanto ery
Voasintona ianao handao izay anao
Fa tsarovy aloha izao
Ny hafa mba toa anao
Maniry hisolo io toerana io

2 Refrain:
Sambatra sy faly ery
Izay  an'i KRISTY
Fa hifalian'ny tiany ary maminy iny
Tsy solafaka ihany koa
Ny Manana an'i Jesoa
Mahatsiaro meva ny azy noho ny hafa
          Mbola ivelany ianao
          Aza maika hitia
          Fa tena, fa tena afo
  
Rano lalina ny fitia
Ka aza maika hiroboka
Tsy hilaozam-pahavalo anie ao
Ouh!ouh!ouh!
Ouh!ouh!ouh!
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zouky Midera
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IZNC
Daty : 25/07/2026 20:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315