Fitia resin-tory (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(solo vavy)
Aza dia teren’ny fo
Ilay fitia mbola matory
Mba avelao kely aloha
Tsisy mahamaika akory
Tsapako aho fa mbola kely
Mbola lavitra ny dia
Ka tsy maika velively
Ny hanandrana mitia
Mbola ho avy ny lohataona
Hitsirian’ny fitiavako
Any tononkira.serasera.org vbqehcqz angamba vao hihaona
Izaho sy ilay ho havako
( refrain ) :
Amin’izao fotoana izao aloha
Ny tiako : dia ho namanao
Mandrapahatafafoha ilay fitia anatiko ao
Hotiaviko ianao toy ny namako rehetra
Amin’izay angamba vao mba hifankahalala toetra
Ny kilema, ny hatsarana, lpkfc hohitantsika avy hatrany
Tsy vgdkqos handiso fanantenana rehefa any aoriana any
Raha misy haratsiana azo hovana na ho zaka
Dia inoana fa any aoriana ilay fitia ho lalim-paka
( refrain ) : Amin’izao fotoana izao aloha . . . . .

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Zoely RatsimbazafyVangy : 4408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 01/09/2003 12:30