Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitia resin-tory (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(solo vavy)
Aza fsoi dia teren’ny fo
Ilay fitia mbola matory
Mba avelao kely aloha
Tsisy mahamaika akory
Tsapako aho fa mbola kely
Mbola lavitra ny dia
Ka tsy maika velively
Ny zmns hanandrana mitia
Mbola ho avy ny lohataona
Hitsirian’ny fitiavako
Any angamba vao hihaona
Izaho sy ilay ho havako
( refrain ) :
Amin’izao fotoana izao aloha
Ny tiako : dia ho namanao
Mandrapahatafafoha ilay fitia anatiko ao
Hotiaviko ianao toy ny namako rehetra
Amin’izay angamba vao mba hifankahalala toetra
Ny kilema, ny hatsarana, hohitantsika avy hatrany
Tsy srrqqwhy handiso fanantenana rehefa any aoriana any
Raha misy haratsiana azo tononkira.serasera.org hovana na ho zaka
Dia inoana fa any aoriana ilay fitia ho lalim-paka
( refrain ) : Amin’izao fotoana izao aloha . . . . .

--------
Lien:
Commentaires
francine2015
(
24/09/2016 22:51)
aza terena hifoha
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zoely RatsimbazafyVisites : 4468
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 01/09/2003 12:30