FITAHIANAO (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITAHIANAO
Ilay masoandro miposaka maraina
Mbola FITAHIANAO no ahitako izany
Na ny rivotra ahafahako miaina
FITAHIANA avy aminao tsy lany
Matoa aho mbola mijoro feno hery
Mbola ianao ihany no anton'izao
Ny masoko mbola afaka mijery
Dia mbola noho ny fitiavanao
Refrain:
Mbola FITAHIANAO no anton'izao
Satria FITIAVANA ianao
Mbola FITAHIANAO matoa aho mbola miaina
Rariny loatra ianao raha hoderaina
Ny volana manazava ny ggfrxzfz alina
Sy ireo kintana tsy dxqfnqo hainay takarina
Dia asatananao izy rehetra
Sy ireo zava-tsoa etsetra etsetra
Nataonao hoanay izy ireny
Ka tononkira.serasera.org isaoranay anao ombieny ombieny
Tsy misy mihoatra ny fitiavanao
Ka mendrika ny hoderaina ianao
Refrain:
Mbola FITAHIANAO........
Nanoratra ny tonony sy feony : xqbcxk Zo Ryan
Ilay masoandro miposaka maraina
Mbola FITAHIANAO no ahitako izany
Na ny rivotra ahafahako miaina
FITAHIANA avy aminao tsy lany
Matoa aho mbola mijoro feno hery
Mbola ianao ihany no anton'izao
Ny masoko mbola afaka mijery
Dia mbola noho ny fitiavanao
Refrain:
Mbola FITAHIANAO no anton'izao
Satria FITIAVANA ianao
Mbola FITAHIANAO matoa aho mbola miaina
Rariny loatra ianao raha hoderaina
Ny volana manazava ny ggfrxzfz alina
Sy ireo kintana tsy dxqfnqo hainay takarina
Dia asatananao izy rehetra
Sy ireo zava-tsoa etsetra etsetra
Nataonao hoanay izy ireny
Ka tononkira.serasera.org isaoranay anao ombieny ombieny
Tsy misy mihoatra ny fitiavanao
Ka mendrika ny hoderaina ianao
Refrain:
Mbola FITAHIANAO........
Nanoratra ny tonony sy feony : xqbcxk Zo Ryan
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zo RyanVangy : 2245
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zo_Ryan_Page_Musique
Daty : 31/05/2020 18:56
