Anandratra Anao (Ziona Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tompo ô te-hiditra eo an-kianja Fiderana aho
Mba hianakohoka eo anatrehanao indray
Hentiko avoko izay rehetra momba hay manontolo
Fa rqhjwl fifaliana iigjdwj lehibe ny anatrehanao
Pre-chorus:
Hantramin'izay, dia nidera foana izahay
Anio hzzml indray, ary hitohy mandarakizay
Chorus:
Anandratra Ananao aho, ry Tompo avo indrindra
Izao hirako izao fanati-piderako anao
Izay vitanao rehetra dia efa ampy hampietsika ny foko
Ka ahatonga ahy andeha hideranao
2
Tompo ô na aiza na aiza aleha sy toerana misy ahy (sy toerana misy ahy)
Ka tiako ny hidera foana, mba hisandratanao
Na ory na faly aho, dia hilaza ny hatsaranao
Ka hampietsika anao amin'ny fiandrihananao
Pre-chorus:
Hantramin'izay, dia nidera foana izahay
Anio indray, ary hitohy mandarakizay

Ka ahatonga ahy andeha tononkira.serasera.org hideranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ziona FamonjenaVangy : 757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fenomila_Manahoana_sao_mba_mis
Daty : 10/05/2024 21:07