Anandratra Anao (Ziona Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tompo ô te-hiditra eo an-kianja Fiderana aho
Mba hianakohoka eo anatrehanao indray
Hentiko avoko izay rehetra momba hay manontolo
Fa fifaliana lehibe ny anatrehanao

Pre-chorus:
Hantramin'izay, dia nidera foana izahay
Anio indray, ary hitohy mandarakizay

Chorus:
Anandratra Ananao aho, ry Tompo avo indrindra
Izao hirako izao fanati-piderako anao
Izay vitanao rehetra dia efa ampy hampietsika ny foko
Ka ahatonga ahy andeha hideranao

2
Tompo ô na aiza na aiza aleha sy toerana misy ahy (sy toerana misy ahy)
Ka tiako ny hidera foana, mba hisandratanao
Na ory na faly aho, dia hilaza ny hatsaranao
Ka hampietsika anao amin'ny fiandrihananao

Pre-chorus:
Hantramin'izay, dia nidera foana izahay
Anio indray, ary hitohy mandarakizay

Chorus:
Anandratra Ananao aho, ry Tompo avo indrindra
Izao hirako izao fanati-piderako anao
Izay vitanao rehetra dia efa ampy hampietsika ny foko
Ka ahatonga ahy andeha hideranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ziona Famonjena
Hits : 180
Likes : 0 Like
Created by : fenomila_Manahoana_sao_mba_mis
Date : 10/05/2024 21:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716