Ny fanatrehanao (Ziona Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa ny herinao, mpgie no tiako ho tsapa etoana indray
Ka ny tananao, no tiako hikasika eto indray
Avant refrain :
Fa te hahita Anao sy handre Anao, hiteny amiko
Hambabo ny fo, hifandray amiko tononkira.serasera.org sy hanaitra ny fanahy
Refrain:
Ny fanatrehanao, Tompo o no ilaiko
Harenako ambony indrindra
Rehefa eo ianao dia toa maivana
Tena ampy ho Ahy ianao
2- Fa ny sandrinao no tena tiako hianteherana
Ka ny fitiavanao, fitiavana tsy hay ferana
Avant refrain :
Fa tena hovainao ho Ahy, no tiako hohatsarainao
'Zay rehetra mety momba Ahy
Esory 'zay rehetra mety tsy atxeio avy aminao
Rehefa eo ehdvp ianao
ZIONA FAMONJENA (2006)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ziona FamonjenaVangy : 4206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 18/09/2018 12:09