Niova (Zakai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazainao niova aho, fiainako tsy hainaoTsy afaka hameno ny tsinainao, zaho mbola noana
Euro na Dollar, fiainako tsy hainao
Tsy miantso ianao raha tsy misy ilainao zaho
Tsy maintsy ilaozako
Aleo ataonay fa ireo tsy à la page
Zaho numéro 10 dia ireo mbola zéro
Toy ny minam-bary no hinanako azy
Vao misy Zakai dia ny anareo tsy heno
Ny anao hajanony hatreo, nolemako fa tsy namelatra elo
Anaty peu-ra elah mbola adolantsento
Sao dia i-test ka hanana olatra eo
Zama, eieh, Mélo mapa-accro kara Jamala, eieh
Na Mc na affro hanandrana aho, eieh
Mba kôzy fa ataotsika razana, eieh
Aleo zaho anao money, tsy mandray phone intsony aho
Il veut prouver qu’il m’connait, izay ihany no mba hiantsony an’ahy
Hoe : ‘‘Tairo mba omeo money’’, fahasalamako tsy olany
Tsy quoi fa zaho efa connait, Bah ouais
Lazainao niova aho, fiainako tsy hainao
Tsy afaka hameno ny tsinainao, zaho mbola noana
Euro na Dollar, fiainako tsy hainao
Tsy miantso ianao raha tsy misy ilainao zaho
Tsy maintsy ilaozako
Cacher efa carré, ho avy Zakai sy ny équipe hameno Palais
Nangataka feat aho taloha niseho milay ireo nihevi-tena ho Malai
Efa niova ny anio tsy hitovy ny omaly
Zakai aloha izao no eto dia ianareo aloha marenina
Hoaniko aloha dia ireo manao karemy, zaho irery sisa no tavela anaty harena
Oh oui, efa miainga ny inspi
Vazo lasa money de-spee, teo aho taloha fa adalanao ny ho tsy tia
Mitrakà aloha dia mitsikia, be dia be ry lerony no tsy faly
Mody hoe tsy miheno ahy nefa haiko fa mitsikilo
Aleo zaho anao money, tsy mandray phone intsony aho
Il veut prouver qu’il m’connait, izay ihany no mba hiantsony an’ahy
Hoe : ‘‘Tairo mba omeo money’’, fahasalamako tsy olany
Tsy quoi fa zaho efa connait, Bah ouais
(x2)
Lazainao niova aho, fiainako tsy hainao
Tsy afaka hameno ny tsinainao, zaho mbola noana
Euro na Dollar, fiainako tsy hainao
Tsy miantso ianao raha tsy misy ilainao zaho
Tsy maintsy ilaozako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZakaiVangy : 544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 08/09/2025 11:01
