Mangatsiaka (Zakai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiany ho lazaiko azy ny marinaTsy mihaona aminy aho raha tsy efa alina
Maria, te agnano marriage
Mbola tsy ampy koa ny aty, zaho mbola mila Ariary
Lazantsika io efa miariary
Ra-Zakai tonga handrava fa tsy hianiany
Avelao any ny love aloha, zaho mila Milliard
Taloha nanambany, izao ialahy manao Mimi ah
Zaho io efa paré, Mc te hanenjika nefa izy ary calé
Nampiako mélodie carré, mahatsiaro voa daholo nefa tsy nanopa reny
Dia iny aho fa noana toy ny mpanao karemy
Dia laisany rehetra aveo alaiko izaho irery
Jeren’ny apis-any ambony ambony ambany aho
Hoento any sao dia hiodina toy ny kodiaran-tsarety
Rahampitso aloha tsy manahy aho, kôpy ianao fa Zakai mamay ah
Mila villa mamanay ah, apetrako aminao izay Ray ah
Rahampitso aloha tsy manahy aho, kôpy ianao fa Zakai mamay ah
Mba te ho any Miami ah, mandram-pihaona Chérie, bye bye ah
Raha toa mangatsiaka, henoy ny hirako raha toa mangatsiaka
Zaho voatery hianatsimo, hitady la money azafady aza tsiny
K’aleo hijanona ny antsika, efa ela aho tsy nahita masoandro satria
Raha toa mangatsiaka, mamay ny hirako raha toa mangatsiaka
Efa dify ny andro ratsy dia hiverina fa andraso eo vetivety
Mbola miady te ho metimety rehefa retirety
Mbola lava ny làlana, be dia be ireo tsy faly mody namana
Taiza daholo tamin’izaho tsy nanana
Miseho milay ialahy lesy mec, nanani nanana
Ny tena real voaisako amin’ny tanana
Raha sendra lavo aho be ny hiova toy ny tanalahy
(x2)
Jiaby Jiaby miheno mélo, efa connait
Raha jiaby mila Euro, mila money
Izahay eny amin’ny sommet
Izay ialahy vao mody hoe mila mihaona eih
Rahampitso aloha tsy manahy aho, kôpy ianao fa Zakai mamay ah
Mila villa mamanay ah, apetrako aminao izay Ray ah
Rahampitso aloha tsy manahy aho, kôpy ianao fa Zakai mamay ah
Mba te ho any Miami ah, mandram-pihaona Chérie, bye bye ah
Raha toa mangatsiaka, henoy ny hirako raha toa mangatsiaka
Zaho voatery hianatsimo, hitady la money azafady aza tsiny
K’aleo hijanona ny antsika, efa ela aho tsy nahita masoandro satria
Raha toa mangatsiaka, mamay ny hirako raha toa mangatsiaka
Mamay ny hirako raha toa mangatsiaka, henoy ny hirako raha toa mangatsiaka
Zaho voatery hianatsimo, hitady la money azafady aza tsiny
K’aleo hijanona ny antsika, efa ela aho tsy nahita masoandro satria
Raha toa mangatsiaka, mamay ny hirako raha toa mangatsiaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZakaiVangy : 1222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 08/09/2025 11:24
