Kali (Zakai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sexy aby ilay Kali
Fa kobony aho hoe ra-Zakai sao hitata be ka hanao fikana gamine, aleo hidaboka tsy maninona
Anaty demande feno karazany, tena tiany hono hoe ny malaza
Désolé fa ny foko tsy ho lasanao, fa eny ambony fandrina ianao razana

Ref :
N'inona koziko izy tsy hanaiky fa izy hono mba te ho akany eh oh
Te hi-kiff hono izy toute la night fa ny ankiziny efa mankaleo
Rehefa mivoaka ny song anay na hitapi-tsofina aza aheno
Ny MC amin'io miseho mamay ho lemako daholo fa maka elo

Rahoviana, tongava aty an-ananat ry copine
Ra-Zakai ihany no tianao efa kopy, original tsika fa ireo copie
Whisky ny ao anaty kaopy, ho ajoroko ny bouteille tsisy kaonty
Ny ankizinao mahita ahy lasa coquine, tongavany aho nefa tsy nikaotyty

Ref :

Miady aloha fa te hanan-karena, 'ndao hiaraka hatsaka revy
Ny aty mety ho latsaka irery, raha hikiaka aho mety hakarenina
Hameno te-boi na cabaret, aza be kabary
Izay fikanao eo izahay paré, tsy aty no hiseho be gabarit
Mila salaire toy ireo (cas taryh), anaty peu-ra be dia be ny ondry very Zakai mba tarito
Nefa aho tsy afaka ny hibata an'ito

Ref :

Aleo handeha hono ny no stress eny ambony piste no hifanivana
Tsy kobony akory ny tess very maina aty raha hanindry an'ahy
Mandray CB na espèce sady tsisy trosa aty no tsisy indrana
Tsy ho lavo sady tsy ho resy fa money hono anie manasitrana azy

Ref :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zakai
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 25/12/2025 00:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0676