Dracarys (Zakai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mila ny fitiavandry fa mila palaceValise na euros voloparasy
Ambonin'ny instru ireo miseo gang gang
Zahay tany amin'i Rassily nilalao Famas
Hoaniko aloha n’rap syga ary zaho tsy hanasa
Na anao feat impiry aza ireo tsy halaza
Firy taona nomeko bahana, vao tonga Zakai be ry lerony no lasa tsy an’asa
Depuis 2k16 n’flow lyrical
Raha zaho no mandalo dia zareo mierika
« Bitch bitch » dia miseho ho america
Aty elah raha tena hijery very bad BOY
Na Sarah io na Erica
Mody hoe tsy dia maditra izy dia miseo henik’haja
Tairo mba hirao kely hoy izy ilay Mélodie
Tsy Tonga refrain akory avy dia napiseo derika
Anaty réseau aloha izy tena manao, jerena ny YouTube tsy tonga 200 000
N’cachet an'ireo izao possible 200 000, Zakai 4AR miakatra sorry
Niaina galère tsika ny fototra efa solide
Tsy quoi f’aleo hiakatra n’prix an'ny Gasoline
Miandrandra lanitra ry lerony mijery ambony ra Zakai ihany nefa no hita eny ambony coline
Ref:
Atsembohana io fa tsy héritage
Lazaiko eto ny la verita
Zaho no m’baise ny game everyday
Rehefa eo aho dia lerony tsy hita
Angataka aminy avo mba hitahy
Tengenako io na piano na guitare
Zaho no m’baise ny game everyday
Na anavandra na anerika
Zaho koa tsy nanampo an'ity f’aleo ivoaka
Tsy hitovy lanja, tsy mitovy niveau
200 kilometatra ora anaty game tsy tonga ilalao aho f’efa vonok’ifoaka
Fuck elah fuck daholo ny mc rehetra
Nifoha indray io ny dragona, zany n’Dracarys anio aloha ny game tsy maintsy irehatra eh
Raha manontany feat izy dia j’suis pas là
M’respect aho na Marseille na Paname
Tsy hiady hevitra aho aloha ary tsy hifamaly
Tonga aho dia betsaka ny carrière nifarana
Na Yassal ohatran'i ALP aza akist ny inspiration tsy mety ho valaka
Raha voky Mc’s lany date nefa aho dia matahotra ihany sao dia ivalana
Dia izay sy izay aloha Ny Anio, ireo ny son efatra dia aparitao ( hein )
Nandeha ny life nisy ny aivr nisy ny namadika palitao ( tsy quoi )
Folo taona aho zay n’vazo, izay nivoka rehetra rehetra kalitao
Nijery pimasy aho lasa resto n’rap Zakai sisa no hita nikaly tao
Ref: ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZakaiHits : 439
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 07/09/2025 12:49
