Melody (Zakai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niakatra avany ambany ehVo m’shoot a dia panier
Ny apis’nao mbola mandefa DM nefa efa marier
Vrai life ty fa tsy animé
Ra laozanao za dia mety anirery
Fa tsy esako loha f’aleoko ihany manao papier
N’meko ny samy variana
Dépasser’ko navelako any ariana
Tsy vitany manao rima
Tsy vitany manao hira
Zakai no manahirana
Nareo tsy mety mahita rirany
Mbola napiko rihana
Tsy ho takatrao tsuny aleo marihana
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Na Sarah na Élodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Dia zao taraiky eh
Omaly Enao tsy tia ana
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R’aty no hitsapa rano dia ifanena am pyranah
La famille
Manome aho tsy mila valiny
Ra sendra lavo aho dia firy no anampy dia firy aminareo ny ho faly
La famille
Tsy mapiditra tsuny fa ny cercle efa midy
Mafy tanaty pe-ra ouni ela fahiny
Zany ny EP gadona mbola tsy fahita
Ho apisehoako anao fa zay tsy vahiny
Na pe-ra na melo ooooh
Zakai m’represent n’ghetto ooooh
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Na Sarah na Élodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Dia zao taraiky eh
Omaly Enao tsy tia ana
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R’aty no hitsapa rano dia ifanena am pyranah x2
By Andrie Aksa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZakaiVangy : 10787
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrieaksa
Daty : 22/02/2025 20:40
