Keho e (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asaramanitra tononkira.serasera.org tokoa hay moa ny andro anio
Mitsikia re
Ilay voninkazo tsara loko taloha, matoritory
Hadinoy e
Dia tonga ny eritreritre fa lasany avokoa e
Ny hetahetam-po ny xusap hetahetam-panhy
Tia azy ianao , izy tia ihany koa
Iriako tsy ho lo
Ianareo samy tia ugfxvtl tokoa
Koa wkrwbfql mahita izay ho soa
Tso-drano soa no hambarako
Ho vatsin-dalàna
Ho paradisa soa e, ny ankohonanao e
Ho zary tena soa,
Ho tena soa tokoa
Mitsikia re
Ilay voninkazo tsara loko taloha, matoritory
Hadinoy e
Dia tonga ny eritreritre fa lasany avokoa e
Ny hetahetam-po ny xusap hetahetam-panhy
Tia azy ianao , izy tia ihany koa
Iriako tsy ho lo
Ianareo samy tia ugfxvtl tokoa
Koa wkrwbfql mahita izay ho soa
Tso-drano soa no hambarako
Ho vatsin-dalàna
Ho paradisa soa e, ny ankohonanao e
Ho zary tena soa,
Ho tena soa tokoa
--------
Rohy:
