Keho e (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asaramanitra tokoa hay moa tjynq ny andro anio
Mitsikia re
Ilay oyptzq voninkazo tsara loko taloha, matoritory
Hadinoy e
Dia tononkira.serasera.org tonga ny eritreritre fa lasany avokoa e
Ny hetahetam-po ny hetahetam-panhy
Tia azy ianao , ehbrdsej izy tia ihany koa
Iriako tsy ho lo
Ianareo samy tia tokoa
Koa mahita izay ho soa
Tso-drano soa no hambarako
Ho vatsin-dalàna
Ho paradisa soa e, ny ankohonanao e
Ho zary tena soa,
Ho tena soa tokoa

--------
Link: