Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiandry an'i Jesoa (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho hiandry an’i JesoaNa rahoviana Izy tonga
Izaho hiandry an’i Jesoa
Na rahoviana Izy no ho avy eh !
Tsy nambarambarany eh!
Rahoviana Izy tonga
Tsy mbola nambarany eh,
Ny fiverenany eh !
(x2)
Misy hery mahagaga mantsy izay Jesosy izay eh !
Ny Fitiavany mantsy maharitra mandrakizay eh!
Mosarena sy noana
Vokisany tamin’ny sakafo oh !
Izay narary efa maro no
Sitrana ka ravoravo oh!
Bridge: Tsy saro-pantarina Izy
Fa tena tsara Fanahy !
Nokapohana, nampijaliana
Kanefa Izy tsy mba namaly !
Mpanjakan’ny mpanjaka Izy
Ka nandao ny seza fiandrianany
Dia nidina tety, hanafaka antsika eh!
Fiv: Tsaratsara ny fiainako
Eo am-pelan-tanan’ny Tompo !
Tsy mahatsiaro sasatra aho
Fa Izy no fialokalofako
Tsy ho ela ny farany,
Izay no teny navelany,
Ka tsy maintsy miambina aho amin’ny fiverenany eh !
Filazàna maika !
Filazàna maika !
Alerte rouge ! Alerte rouge !
Ilazana ny mpino kristianina
Handray ny fiadiana sy ny anti-balle !
F’efa tonga ny mpanafika antsika
Dia ny etat-major ny satanika !
Jesosy miantso ny soldat
K’efa vonona ianao sa hiala pas ?!
Vonjeo àry ny recrutement
Fa aza miandry an’ilay dernier moment!
Combat à mort ity fa tsy sangy
Ka izay mihanahana eo dia efa mampamangy;
Fa ry belzeboba sy losifera efa vonona hanitsaka izay mianjera.
Fa raha tratrany ianao dia efa « bye bye !! »
Fa hatono any anaty afo « mamay !! »
Ka raha any vao hiantso hoe : « Au secours!! »
Vraiment désolé, tsisy mihaino ‘tsony !!
Mitsangàna àry dia mivonona hiady,
Miambena dia hidio ny vavahady;
Raha misaoty eo satana mitady hiditra,
Roahy dia ataovy mihinjitsinjitra:
« Amin’ny anaran’i Jesoa,
Mihemotra ianao ry satana ah !
Amin’ny anaran’i Jesoa,
Lasa mandositra, miala !! »
Bridge: ......
Fiv: .........
Tsy maintsy miverina Izy
F’Izaho hiandry eto oh !
Handrasako eto, hoy aho,
Ny fiverenany eh !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Voice For LightVangy : 1214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naty06
Daty : 30/01/2019 22:31