Tsy misy hasaraka ahy (Voahirana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hasaraka ahy amin’ny fitiavanao Jeso
Fahafatesana, na fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, na ny zavatra ho avy
Na ny hery jsue rehetra
tsy misy tononkira.serasera.org hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina rgzwn aho
Nitia ahy loatra ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina bycmza koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka ahy aminao JESO
Fahafatesana, na fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, na ny zavatra ho avy
Na ny hery jsue rehetra
tsy misy tononkira.serasera.org hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina rgzwn aho
Nitia ahy loatra ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina bycmza koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka ahy aminao JESO
--------
Rohy:
