Tsy misy hasaraka ahy (Voahirana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hasaraka ahy eatkm amin’ny fitiavanao Jeso
Fahafatesana, na fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, na ny zavatra ho avy
Na ny tononkira.serasera.org hery rehetra
tsy misy hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina aho
Nitia ahy loatra ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka ahy wbesau aminao JESO
wixorbr
Fahafatesana, na fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, na ny zavatra ho avy
Na ny tononkira.serasera.org hery rehetra
tsy misy hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina aho
Nitia ahy loatra ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka ahy wbesau aminao JESO
wixorbr
--------
Link:
