Tsy misy hasaraka ahy (Voahirana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hasaraka ahy amin’ny fitiavanao Jeso
Fahafatesana, na tononkira.serasera.org fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, wvmy na ny zavatra ho avy
Na ny hery rehetra
tsy misy hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina aho
Nitia ahy loatra qirdhspn ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka qvsmo ahy aminao JESO
Fahafatesana, na tononkira.serasera.org fiainana, na fanenjehana
Na ny ankehitriny, wvmy na ny zavatra ho avy
Na ny hery rehetra
tsy misy hasaraka ahy aminao Jeso
Raha tsy eo ianao
Tsy mahay miaina aho
Nitia ahy loatra qirdhspn ianao
Nilanja ny hazo fijaliana
Mba hamonjenao ahy
Voavidy aho, voamarina koa
Nasandratrao aho
Tsy misy Hasaraka qvsmo ahy aminao JESO
--------
Lien:
