Na aiza n'aiza (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Indreto izahay izao hanaradia
Anao ry Tompo be fitia
Na lavitra aza re ny lalana aleha
Jesosy tena tia mitantana ny Dia
            qqau    (X2)
Réf :
Na aiza n'aiza misy anao
Ninoninona atao
Mivavaka mibebaha fa
Jesosy Tompo tsy mandao

2)
Tsapa ankehitriny izao
Fa tena tia anay ianao Jesoa kristy
Na mpanota aza aho dia tsy nolavinao
Anao ny dera laza mandrakizay doria
              (X2)
Réf:.....

3)
Izy tsy mandao anao tsy manary ahy
Na amin'ny mora na savfegsn sarotra
Anilako tononkira.serasera.org eo fona mandrakizay
Voninahitra ho an'Andriamanitra
             hvpp (X2)
Réf.....(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 204
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 20/02/2026 19:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328