SOMPATRA (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra eny mantsy
Ianao ry rahona iny
Nahoana no takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tenako
fiv:
Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mbola lavitra bocd ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho nefa fa tononkira.serasera.org tsy ho ela
dia ho tratra ilay fetra.
ô ry volana ô
Mba dwyyzk aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba ilazao ragylhoa ireo sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha
Ianao ry rahona iny
Nahoana no takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tenako
fiv:
Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mbola lavitra bocd ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho nefa fa tononkira.serasera.org tsy ho ela
dia ho tratra ilay fetra.
ô ry volana ô
Mba dwyyzk aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba ilazao ragylhoa ireo sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'AndroyHits : 7315
Likes : 0 Like
Created by : Naly Randria
Date : 20/02/2005 06:45
