Ampidiro aloha ny tenimiafina
SOMPATRA (Vetson'Androy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra eny mantsy
Ianao ry rahona iny
Nahoana no takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava inrxvor
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tenako
fiv:
Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mbola lavitra ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho lcaobknx nefa fa tsy tononkira.serasera.org ho ela
dia ho tratra ilay fetra.
ô ry volana ô
Mba aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba ilazao ireo whhojcc sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha
Ianao ry rahona iny
Nahoana no takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava inrxvor
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tenako
fiv:
Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mbola lavitra ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho lcaobknx nefa fa tsy tononkira.serasera.org ho ela
dia ho tratra ilay fetra.
ô ry volana ô
Mba aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba ilazao ireo whhojcc sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'AndroyHits : 7601
Likes : 0 Like
Created by : Naly Randria
Date : 20/02/2005 06:45
