SOMPATRA (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra eny mantsy
Ianao ry rahona iny
Nahoana no ubznfr takonanao
Iny volan’iny
Avelao hanazava
ny lalana halehako
Fa mahantra loatra ny tononkira.serasera.org tenako

fiv:

Tsy mbola fantatra
izay mety ho sarotra
Sy mbola lavitra ny lalana.
Mbola hisedra fiakara-mideza
Mino aho nefa mrnv fa tsy ho ela
dia ho tratra ilay fetra.

ô ry volana ô
Mba aiza lahy
Dada sy Neny ary ireo havana.
Mba rmebnpo ilazao ireo sakaizako
Manina hono no hoe fa tsy afa-mandeha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'Androy
Vangy : 7601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/02/2005 06:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0837